Mami'a

Mami'a

Share

produit naturel

20/01/2026
Photos from Mami'a's post 20/01/2026

Mbola mitohy foana ny promotion antsika : 5000 ariary ,
Dia misaotra sahady antsika indrindra ireo ega nanjifa😊😘

Fantaro ary fa mety ampiasaina tsara ampandrona zazakely ny savony dingadingana raha toa ka mangidihidy matetika ve ny zanakao
Azo hanasana loha ihany koa ny savony dingadingana a!!!, malefaka tsara , processus a froid , tsy misy produit chimique hafa

Tsara kokoa raha ampiarahana amin ny baume raha toa ka ny misy eczema , na laninin ny bibikely

Afaka jifainao ao am Iendriko , dyve garden anosivavaka , beauty garden sabotsy namehana, pharmacie imerintsiatosika

12/01/2026

Promotion : 5000 ariary

Mangidihidy matetika ve ny zanakao ?
Sa manana olana amin’ny hoditra ?

Ity ny vahaolana atolotray anao indrindra amin'izao vanimpotoana ny aretina izao

Savony Dingadingana
• Manampy manala ny mangidihidy vokatry ny allergie madinika
• Mampihena ny fisehoan’ny eczema
• Manalefaka ny mangidihidy ateraky ny vovoka
• Manampy amin’ny mangidihidy avy amin’ny kaikitry ny bibikely

Malefaka, azo ampiasaina ho an’ny ankizy

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohitrinimanga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Ambohitrinimanga