YN Parfum
Là où la senteur dure, l'identité s'imprime �
12/04/2026
Akory aby🥰😍🥰
Arrivage de la semaine Chez nous
Disponible Ambovombe
19/02/2026
Mipay rah soa, fanjaka vao gea??🤗🤔
Ny SADOER dia misy vokatra tsara sady mahomby.
Faritra azo ampiasaina aze: • Amin’ny tarehy (manala kilema madinika, mampitovy ny hoditra)
• Amin’ny lamosina (bokony madinika)
• Ambany helika (faritra maizimaizina)
• Voditongotra sy faritra marokoroko
• Amin’ny loha (mampihena dandruff sy menaka be)
Fomba fampiasana aze : • Amy ty hariva no manosotra aze amin’ny hoditra madio
• Ampiasaina 2 na 3 isan-kerinandro
• Aza asiana manakaiky maso
• Aza miharihary masoandro rehefa avy nanosotra (alina no tsara indrindra) manaova satroke nao fa miboaky na mampiasa crème solaire
• Mampiasà écran( crème )solaire rehefa antoandro ( fondamentaux)
✨ Vokatra hita maso :
• Malama kokoa ny hoditra
• Mitovy loko kokoa ny tarehy
• Lasa malefaka sy madio ny hoditra
2 sisa no disponible en boutique ‼️
YN Parfum face hôtel OASIS Ambovombe Androy
16/02/2026
Robe 8 Mars 😍🥰💕🫶
Azalahhh les filles 🫶
Anontanio izay mety les manja😍🥰💕
16/02/2026
Les filles mbo mis savon et crème Kojic tsika iny ao e, izay mandalo boutique hamaray omeko prix promotions bé, hamaray avao zay e, 6 pièces avao zay ka izay tonga aloha ro mahazo, premier venu premier servi 😍🥰💕🫶🫶🫶.
Asiantsika promotion savons hamaray.
Lieux : Face hôtel OASIS Ambovombe à côté de coiffeur 4soeur Noa😍🥰💕🫶
Je vous dis à demain 😍🥰💕🫶.
16/02/2026
Tee-shirt et casquette 8 Martsa vehivavy Mendrika
Anontanio zay mety gea😍🥰🫶💕
16/02/2026
Manome prix de gros izahay ho an'zay mbl ts nahazo tenu 8 Mars
Anontanio izay mety 😍🫶🥰💕
16/02/2026
Anontanio izay mety 🫶🥰💕
Manome prix de gros izahay @ robe rehetra
16/02/2026
Misy lava dia misy fohy😍🥰💕
16/02/2026
Mandray commande hatrany izahay tompoko izay mbl ts nahazo tenu 8 Mars 💕
16/02/2026
Izay mbl ts nahazo tenu 8 Mars afaka miditra mp manao commande 🥰🥰
Efa akaiky ny fotoana ho antsika vehivavy.
Category
Address
Ambovombe
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when YN Parfum posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
