Hatsarana Glam

Hatsarana Glam

Share

Hatsarana Salon de beauté sise à Analakely Rue Rabefiraisana

Photos from Hatsarana Glam's post 19/09/2026

✨ Samedi manjakely miaraka aminay aty amin'ny salon ah 😍❤️
tongava manao beauté beauté ho fanombohana ity weekend ity eh 💅💄♥️ Efa misokatra ny salon kao Tongava maro fa ianareo sisa no andrasana fa ny équipe efa vonona ah 😍 Na avec na sans rendez-vous tongava fa voray avoko ah ❣️

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Photos from Hatsarana Glam's post 18/09/2026

✨ Simple, mais tellement élégante ! 🤍💅
Une jolie pose de faux ongles avec un vernis blanc pour un look chic, propre et intemporel😍❤️

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Photos from Hatsarana Glam's post 17/09/2026

✨Ho fanombohana ity journée ity dia Aleo asina fizarana ireto sationany modèle izay no réaliseny prothésiste anay ireto aloha eh 💅😍
Afaka manao pose rehetra izahay, faux ongles, Gainage, extension gel ary pose Américaine ah 🥰♥️
Manatona ety amin'ny salon ay Dia ento Ilay modèle Tinao eh ❤️

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Photos from Hatsarana Glam's post 16/09/2026

Tanterahanay avoko anie ireo coupe izay tinareo cliente eh 💇😍 Afaka mitondra modèle izay safidinareo ianareo ah 🥰♥️
Tsy hamelanay nareo raha tsy afa-po koa tongava haingana ary fa efa misokatra izahay izao ♥️

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

15/09/2026

✨ Votre espace beauté & bien-être 😍❤️

Envie de prendre soin de vous de la tête aux pieds ? 🥰💆‍♀️
Venez découvrir nos différentes prestations et laissez notre équipe vous chouchouter de la tête aux pieds. 💅💇‍♀️✨

❤️ Un moment pour vous, une beauté qui se ressent !
📍 On vous attend au salon, les beautés ! 😍

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Photos from Hatsarana Glam's post 15/09/2026

Mapamanja anie regard misy an'ity extension ity e 🥰🥰Aleo asiantsika PROMOTION EXTENSION CILS Kely arany e manandrama manao amin'izay ho an'izay Mbola tsy nanao mihintsy fa ho tamana 👌 izay efa zatra mo fotoanany izao tongava aty amin'ny salon. -5000ar bé izao ho an'ny anio sy rahampitso a 🔥

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Photos from Hatsarana Glam's post 14/09/2026

Prenez soin de vos main chez hatsarana beauté 😍soin des mains approfondi MBA tsy ho makiana sy ho maina maina ny tanana fa hydraté tsara foana 😍🙌
Afaka mandalo ianareo na tsy misy rendez vous ary fa voaray foana anh 👌
🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Photos from Hatsarana Glam's post 14/09/2026

✨ Hello les manja 😍
Efa misokatra izahay ato vonona hikarakara ny fahamanjanareo ho fanombohana ny semaine ah tongava haingana ary 😍
❤️Koa ireto avy ireo karazana prestations atolotray ho fikarakarana ny fahamanjana anareo ah 🥰

💇‍♀️ Coiffure & coupe
🎨 Coloration
💅 Onglerie
💄 Make-up
😍 Extension cils
🧖‍♀️ Soin du visage
🤲 Manucure & pédicure
🌷 Épilation : maillot, aisselles, duvet, sourcils, demi-jambe

Photos from Hatsarana Glam's post 25/06/2026

✨Miarahaba tratry ny Asaramanitra!

Amin’izao tsingerintaona faha-66 nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantenany izao, dia mirary Fetin’ny Asaramanitra sambatra ho antsika Malagasy rehetra izahay🥳

Aza adino anefa fa misokatra izahay amin'ny anio 25 Juin amin'ny ora tsy miova ah

Nos Horaires :
🕔 25 Juin : ouvert (7h45 jusqu'à 17h30)
🕔26 Juin : fermé
🕔27 Juin : Réouverture (7h45 jusqu'à 17h30)

Mbola malalaka ny prestation
👉Brushing
👉Make up
👉Coloration
👉Pose onglerie
👉Manucure
👉Pedicure
👉Extension cils
👉Soin de visage
👉Épilation
Mbola afaka Tonga manao fahamanjana anio fa tongava daholo 🇲🇬

💚🤍❤️ Mirary fety sambatra🎊, milamina ary feno hafaliana ho an’ny rehetra!🥳

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Photos from Hatsarana Glam's post 20/06/2026

✨ Bon week-end à toutes ! 🌺
Mila moment détente sy beauté ve ianao ? 💅💄
Tongava aty aminay, vonona handray sy hikarakara anao ny équipe-nay. ❤️

📍 Venez vite au salon et profitez pleinement de votre week-end en beauté ! 🌸🥰

🏠 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 (𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐙𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭 𝐒𝐞𝐧𝐬𝐮𝐧𝐢𝐤) 📞+261 33 04 160 46
🏠𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐬𝐚𝐩𝐢𝐭𝐨 (𝐞𝐧 𝐟𝐚𝐜𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐫𝐫ê𝐭 𝐛𝐮𝐬 23 𝐯𝐞𝐫𝐬 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐨𝐡𝐚, 1𝐞𝐫 é𝐭𝐚𝐠𝐞 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐬𝐬𝐮𝐫𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐌𝐀𝐌𝐀)
📞 +261 34 56 275 04

Category

Telephone

Website

Address

Rue Rabefiraisana
Analakely
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 22:00
Friday 09:00 - 17:30
Saturday 07:30 - 17:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hatsarana Glam posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Analakely.