Ets Randriamarosolo Samuel

Ets Randriamarosolo Samuel

Share

Insecticides/ Raticides/ Phytopharmacie/ Produits Piscines/Produits chimiques industriels

Créé depuis 1975, l'Ets Randriamarosolo Samuel est un établissement opérant dans le commerce de produits phytopharmaceutiques, d'Insecticides, de Pesticides et de produits chimiques industriels. Notre objectif est de donner à chacun (selon leur segment d'appartenance) une clé pour ouvrir la porte des solutions adaptées aux besoins de vivre dans la sérénité, d'avoir un bien être paisible (environn

18/06/2026

URGENT URGENT URGENT !

AZA VARIANA ISIKA FA MANOMBOKA MIHOMBO NY FIHANAK ITY VALANARETINA ITY

EFA MISY MARO TRATRA ARY KOA MATY MIHITSY AZA

EFA LOZA MIHATRA ITY ARETINA MAHERY VAIKA MPOX ITY NA VARIOLE DE SINGES, KA TOY NY NATAOTSIKA TAM ANDRON PESTA SY COVID DIA SOROY SY AROVY NY TENANAO SY NY MANODIDINA ANAO, MAMPIASA FAMONOANA OTRIKARETINA AZO ANTOKA (ANTI VIRUS/MICROBES)

HYAMINE 80
VIROKIL
CRESYL

AFAKA JIFAINAO ETO AM ETS RANDRIAMAROSOLO SAMUEL
FILANKEVITRA: 034 05 036 69

15/06/2026

PLASMAL ampiasaina amin'ny fanaovana charcuterie
Tel 034 05 036 69
Toerana : Anjanahary Building akaikin'ny Cablex
MANAO LIVRAISON

26/05/2026

BORAX 100g, 500g, 1 kg.
034 05 036 69
Ets Randriamarosolo Samuel Anjanahary Afovoany akaikin'ny Cablex

20/05/2026

FANAFODY ANTI-FROM (MAIMBO TONGOTRA) TENA MAHOMBY.
7000AR NY FLACON, AFANGARO RANO ATSASALITRE, MANALA FOFOTONGOTRA SY FOFONA AMIN'NY KIRARO.

TEL 034 05 036 69
Ets Randriamarosolo Samuel Anjanahary building akaikin CABLEX
Manao livraison

Photos from Ets Randriamarosolo Samuel's post 23/04/2026

Tia hampafantatra anao izahay eto amin'ny Ets Randriamarosolo Samuel fa afaka alohanao amin'ny alalany mobile money ireo fividianana entana eto aminay :

Mvola: 034 05 036 69
Orange Money (Marchand): 037 70 808 59

Désormais vous pouvez effectuer le paiement de vos achats auprès de notre magasin via mobile money:

Mvola: 034 05 036 69
Orange Money (Marchand): 037 70 808 59

À très bientôt

Photos from Ets Randriamarosolo Samuel's post 22/04/2026

Faly mampahafantatra anareo mpanjifa izahay ato amin'ny Ets Randriamarosolo Samuel fa afaka mandefa ny commande-nareo any amin'ny faritra izahay amin'ny alalan'ny Cotisse Colis Expedition. Tsy ho voasakan'ny alavirana intsony isika amin'ireo faritra ampifandraisan'ny Cotisse Transport.
Marihina fa mandeha foana koa ny service livraison ho anareo eto Antananarivo

Aza misalasala mijery ny liste ny produit mahasoa anao na koa:
Hafatra miafina (mp)
Tel 034 05 036 69
Whatsapp 034 05 036 69

Nous avons le plaisir de vous informer cher(e) client de certaines régions que nous expédions desormais vos commandes via Cotisse transport expédition, service fiable et sur. Votre éloignement n'est plus un facteur de blocage pour bénéficier de nos gammes de produit de qualité répondant à vos attentes. Sans oublier que le service livraison sur Tana et ses environs est toujours fonctionnel pour vous satisfaire.

Alors n'hésitez pas à consulter la liste de nos produits via:
Message privé (mp)
Tel 034 05 036 69
Whatsapp 034 05 036 69
www.etsrandriamarosolo.com

15/04/2026
10/04/2026

Eo anilanao hatrany ny Ets Randriamarosolo Samuel manome fahafahampo anao amin'ireo fanafody bibikely tena mahery vaika sy mahomby nefa tsisy fofona mitandro hatrany ny fahasalamanao sy ny ankohonanao ary ny tontolo iainanao, natokana ho ampiasaina ao an-trano sy eny antokontany, tsy adino ny poizimboalavo mahery vaika mamono sy manamaina tsy misy fofona fatimboalavo.

Ilay ody kongona mahery vaika mamongotra hatramin'ny atodiny dia tena ilainao amin'izao mampirongatra azy izao, eny am taxi-be, taxi brousse, camion sns....
Mifandraisa hafatra miafina na
Tel 034 05 036 69
Whatsapp 034 05 036 69
Facebook Ets Randriamarosolo Samuel
www.etsrandriamarosolo.com

08/04/2026

Mirongatra izay tsy izy ny kongona eto Antananarivo sy ny manodidina, na anaty taxi-be, na eny rehetra eny tsy ampoizina manaraka akanjo na lamba na entana.

Ny Ets Randriamarosolo Samuel ety Anjanahary Afovoany dia manana fanafody spécial mamongotra izany hatramin'ny atodiny.

Vonona hatrany handray sy hanome fahafahampo ho anao :

Tel 034 05 036 69
Facebook : Ets Randriamarosolo Samuel
Internet: www.etsrandriamarosolo.com

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Anjanahary?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Anjanahary

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:30
Friday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:30