Lova's Beauty

Lova's Beauty

Share

👉La différence c'est la confiance 💪
📞0341478755
👉Anosizato Andrefana arrêt bus coca ampitan'ny JOVENA Tanikely
❌❌ Misokatra Alahady ⛔⛔⛔

19/07/2026

Baolina boribory fa maka
🇦🇷Argentine🇦🇷 aho.

Tonio tsara ny fo fa mbola ho be ny ho sisa an🤓🙃

ary ianao, soraty eto hoe manohana an'iza ianao?
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

Photos from Lova's Beauty's post 15/07/2026

Raha liana amin'ny service ato aminay dia aza misalasala mifandray aminay amin'ity laharana ity
Lova's Beauty
Anosizato Andrefana arret bus coca ampitan'ny Jovena Tanikely
📞0341478755

26/06/2026

Miarahaba antsika malagasy rehetra Tratry ny Asaramanitra
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Mirary ny soa ho amintsika tsirairay hatrany🙏❤🌿
Lova's Beauty

21/06/2026

Miarahaba manokana ny ray fa andronareo anio.
Tohizo ny ezaka efa natao hatrizay fa izany no fototry ny ankohonana sambatra❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

Lova's Beauty 🎉 Mirary soa🎉

Photos from Lova's Beauty's post 19/06/2026

Tongava fa manome ny tsara ho anareo izahay🤗

Photos from Lova's Beauty's post 19/06/2026

❤Coloration ❤
Lova's Beauty Anosizato andrefana arret bus coca akaikin“ ny canal plus
Rendez vous au 📞0341478755

🌿 Venez quand vous voulez🌿

Photos from Lova's Beauty's post 11/06/2026

Andao hiaraka hankafy ireto asa vita ireto aloha eee❤❤
Alaivo dieny izao ny rendez vous fa sao dia tara an.

07/06/2026

Ity zaza ity ilay mpiady seza aminareo rehefa ato amin' ny salon🎂

🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Andao isika hirary soa azy fa mitsingerina anio ny andro nahaterahany😍

👑 Happy birthday TSIKY👑

05/06/2026

Tsara ny volo
rehefa voakolo💇💆😊

Lova's Beauty Anosizato andrefana arret bus coca akain' ny distributeur Canal+
Rendez vous au 📞0341478755

Photos from Lova's Beauty's post 04/06/2026

Tiako ny mampiakatra ilay fahamanjanareo😇🙏❤

Lova's Beauty Anosizato Andrefana arret bus coca ampitan' ny jovena tanikely.
Rendez vous au 📞0341478755

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Anosizato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antandrokomby
Anosizato

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 07:00 - 17:00