Ankamatatra Baiboly
Ambositra, madagasikara
24/06/2022
Voninahitr'anie hoan'Andriamanitra!
Sambatra ny nona sy mangetaheta ny fahamarinana fa....
30/06/2020
Manana fahasoavana aho satry Nangataka de nahazo
Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka hasehony amin'ny fito- ndrantena tsara ny asany amin'ny fahalemem-panahin'ny fahendrena. Aiza re zany teny izanie rah hitanw de vakoy manombok 13:16).
Mamakia Baiboly fa hanao ankamatatra isika. Afaka mandefa Teny Soratra masina enw de ny tokony sy ny andininy no ankamatatra zany hoe manoratra Teny Ao amin' ny Baiboly enw de ny toko sy ny andininy tsy aboka
Aiza re no misy fiadanana tsara
30/06/2020
Omeo an Andriamanitra ny fahaizanw rehetra mba hampitomboiny
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Anosy Avaratra
