Miora Boutik - Antalaha
Votre beauté, notre priorité ! Abonnez-vous pour des conseils, des nouveautés exclusives et des offres spéciales !
Découvrez notre gamme de produits de soins personnels : déodorants pour femmes et hommes, crèmes, gèles et maquillages de qualité.
30/12/2025
‼️⚠️ 10 000 Ar ⚠️‼️
‼️‼️Promotion faran’ny taogno ‼️‼️
PASSIONATE
Pitsapitsa tsy maha mavoko✨
Efa vitsy izy ato ay !
Bazary Tanambao Antalaha ambonin OTIV misy zahay
PROMTION VALABLE JUSQUE AU SAMEDI 03/01/2026
⚠️Lany ny mèche noire⚠️
Merci atsika jiaby ✨
Abonneo ny page anarahanao ny arrivage manaraka 🫶🏻
24/12/2025
Arrivage mèches 💆🏾♀️💆🏾♀️💆🏾♀️
⚠️Stock limité ⚠️
Bazary Tanambao ato misy zahay, ambonin OTIV ☺️
Mitady soma anao ?
Amnay ato mbola misy vitsivitsy, amn le qualité tsara ✨👌🏼
Tongavà ary tsao tara ☺️
22/12/2025
Cadeaux avy amn Miora Boutik - Antalaha voaray ✅
Mpandresy tamn jeu concours izay natao à l’occasion n Noël sy fête de fin d’année ✨
Encore félicitations Jeon An Naelle 🥳
De misaotra an’ireo izay rehetra nandray anjara 👏🏼
Araho atrany ny page anarahanao ny vaovao misy ato amnay 😉
Félicitations Jeon An Naelle 🥳🥳🥳🥳
Afaka alainao amn boutique aty ny loka
Amn bazary Tanambao ambonin’ny OTIV ato misy zahay
🎰Tirage au sort du jeu concours 🎰
Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara ✨
Abonneo ny page fa mbola misy maro ho avy 🍀
17/12/2025
Crème coiffante de chez Mahakarakara 🐝✨ disponible chez nous en grand et petit format.
📍Tongava bazary Tanambao Antalaha raha anjifa azy reto ☺️✨
🎁De aza adino koa jeu concours ntsika izay
azaona vola 10 000 Ar + Shampoing + Bains gratuit 🎁✨
Raha handray anjara de tsindrio eto ary araho tsara ny toro-marika fa mety enao no mahazo azy 🍀🍀
https://www.facebook.com/share/p/17yNUbM1PT/
Tongavà bazary Tanambao Antalaha 😊
Miambigny andreh 😁
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
206
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 18:00 |
| Tuesday | 06:00 - 18:00 |
| Wednesday | 06:00 - 18:00 |
| Thursday | 06:00 - 18:00 |
| Friday | 06:00 - 18:00 |
| Saturday | 06:00 - 18:00 |
