Rakoto

Rakoto

Share

Votre boutique en ligne dédiée à la mode et aux plaisirs gourmands !

27/04/2026

👀 surprise surprise 🎁 Ho antsika sahirana misafidy taille sy Mila mahita maso akanjo en ligne dia any indray isika mihaona sy mba miova rivotra kely rerak'iny semaine iny o 🤗
4jours be izao du 29-02mai izao 🌹

23/04/2026

🌹 Ensemble jogging mafana🌹
Tianao hoe mba mivoaka cool koa ianao ndraindray fa tsy paozy mihaja bé foana,Miova look kely amin'ireto style classique ireto 😊
🌺 Tissu jogging
🌺 Loko miovaova
🌺Taille rehetra
Prix: 85 000ar ensemble mitokana
🎁 Réduction ho an'ny couple

Mp ho an'izay hi commande
🚴 Livraison manerana ny nosy

Photos from Rakoto's post 19/04/2026

🌹Ensemble léger🌹
Manararaotra kely alohan'ny hidirana ny ririnina 😊
🌺Lamba malefaka
🌺Coton
🌺 Couleur miova en fonction stock
🌺Prix: 65 000ar
Mp ho an'izay hi-commande
Livraison manerana ny nosy

04/04/2026

Na kely na lehibe Dia samy nahazo ny anjarany avokoa ☺️😁, Izay indray no tamin'ity session ity fa Amin'ny manaraka indray oo ❤️
Amin 'ny manaraka indray 🤗
Misaotra nitsidika, namangy na nanjifa tato Amin'ny Rakoto💗
Manaova fety sambatra daholo Dia mirary soa ooo 🥰🙏

04/04/2026

🌹 Ensemble malefaka🌹
Model tsy mifidy taona, tsotra sy classe
Afaka mampitovy nareo roa kely na afaka mandeha irery koa 🤗
🌺Mety ho an'ny olona tsy mazaka tissu synthétique
🌺Loko fotsy ranoray
Prix: 70 000ar - ambony ambany
🎁Réduction ho an'ny couple 👩‍❤️‍👨

🔔Stock limité
Mp pour commander

02/04/2026

Stand n°30 ato Amin 'ny kianja barea entrée ampitan'ny ekar katramin sabotsy izao no misy anay o.
Ho antsika mila mitsapa sy mahita n'y tissu na koa te hanao commande spéciale Dia raisinay am-pitsikiana sy antanandroa ianareo ❤️
🎁 Surprise ho an'izay manjifa article 2 na mihoatra 🎉

malagasy

Photos from Rakoto's post 31/03/2026

Akanjo natokana ho antsika tsy mazaka tissu synthétique,
na tsy mifidy tissu fa style somary décontracté
Ho antsika miomana ho an'ny ririnina
Na couple te hampitovy,
Aty no misy anay ny 01-02-03-04 o 🤗, hisy
🎁 Surprise natokana ho an'ireo 20 mpanjifa voalohany
💲Hisy promotion daholo koa ireo article coup de ❤️ anareo
Tongava maro o 🎉

24/03/2026

🌺 Ensemble fluide🌺
Ohatran hoe tsy miakanjo Manao azy fa tena maivana ☺️, afaka hamonjena soirée ity
🌹 Couleur miova miankina Amin'ny stock
🌹toutes tailles
🎁Surprise miaraka aminy
Prix: 75000ar
🚴‍♀️ Livraison manerana ny nosy

22/03/2026

🌺 Ensemble à bouton🌺
Akanjo maivana sy malalaka, azo entina na any ampiangonana aza
🌹Couleur miova araky ny stock
🎁 Livraison gratuite
🌹Prix: 80 000ar
🚴‍♀️ Livraison manerana ny nosy

10/03/2026

🌺 Ensemble coton col V🌺
Misy amintsika tsy mazaka raha tsy coton ny lamba no Sady mila style miavaka kely
🎁 ataontsika livraison gratuite daholo Amin'ito
🌹Coton elastice
🌹 couleur miova en fonction stock
🌹 Prix : 75000
🚴‍♀️ Livraison manerana ny nosy

09/03/2026

🌹Semi-sportive🌹
Rehefa misy fotoana iny ianao te hanao akanjo malefaka nefa Sady mibika koa 😊
🌺Coton
🌺 couleur disponible miovaova
🌺Prix: 75000ar
🌺 livraison eraky ny nosy
Mp ho an'ny commande

Website