Manda Nail Studio
Prothésiste ongulaire 💅
Grâce à Dieu 🫶🏻🫶🏻❤️❤️
25/06/2026
Surprise spéciale 🥹🫶🏻
Misaotra an’i Jesosy fa tena afa-po sy faly aho 🫶🏻🥹. Faly be aho mampahafantatra anareo cliente fa manana coin manokana ho antsika isika izao ✨🤍
Misaotra betsaka an’i Dada sy Neny tamin’ny fanohanana tsy tapaka 🥹❤️.
Misaotra betsaka anareo cliente rehetra izay manohana sy manaraka ahy hatrany. Ianareo no tena antony nahafahako nanatanteraka ity projet ity 🥹🫶🏻.
Misaotra betsaka ihany koa ho an’ireo rehetra nanampy tamin’ny décoration sy ny fanomanana rehetra ✨.
NB : Misaotra manokana an’i Canape Alamode tamin’ilay seza 🫶🏻🤍. Tena afa-po tanteraka aho.
🫶🏻 Tena faly aho mizara izany aminareo io anh😅tongava fa sady toerana calme sy milamina🎀
🎀cliente dimy voalohany mamandrika rendez-vous dia hahazo surprise kely manokana 🥹🫶🏻
📍 Ambohijanamasoandro Itaosy�📞 038 94 990 49
📅 Misokatra amin’ny fomba ofisialy ny rendez-vous!�Aza misalasala mandefa message na miantso mba hamandrika ny toerana misy anareo.
✨ Save the date, ladies!�Tsy andriko mihitsy ny handray anareo ao amin’ilay coin préféré vaovao 🤍💅
Tsy andriko ny hihaona aminareo 🥹🫶🏻
Quand on vit de sa passion, chaque création raconte une histoire ✨
24/06/2026
Manjatina 🫶🏻
Un petit avant-goût de ma surprise de demain ✨
0389499049 ☎️
repousse 1mois
Sans décollement🫶🏻❤️,maharitractsara mihintsy
16/06/2026
Ahoana kosa moa aho no tsy hifaly amin’izao retour izao🙏🥹❤️mankasitra anareo fona fa tena hoe faly aho,❤️🎀
repousse 4 semaines🫶🏻🫶🏻❤️
sans décollement
Category
Telephone
Address
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 13:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Manda Nail Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
