Makoa

Makoa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Makoa, Health/Beauty, Antanimena Vasacoss, Antananarivo.

19/04/2026

❤️❤️❤️

16/04/2026

MAKOA na ngita vé ny volonao ?
Maina lava ?
Tapatapaka ?
Tsy mety lava

😔 Raha manana ireo olona iro anao dia izahay ato aminy makoa manana vaholana ho anao

👉 Crème coiffante + huile miracle

Crème coiffante : manome hydration volo mba tsy ho maina, mampisy volume ,Mamerina ny fahasalaman'ny volo simba

Huile miracle kosa dia spécial manalava volo no anti-chute

Produit 100% naturel

Prix: 30.000ar combo
Manao livraison aminy faritra rehetra

⏰ Stock limité
☎️ 0389726890 — 0321814876

Photos from Makoa's post 15/04/2026

Fantatrao ve ny karazana ny volonao ? 🤔

👉 Misy fitsapana tsotra azonao atao ankehitriny — ny test de porosité !

Ataovy izao :
1️⃣ Fenoy rano verre iray amin'ny mari-pana ambiant
2️⃣ Ataovy moramora eo an-tampon'ny rano ny volo iray
3️⃣ Aza tsindrina — avelao hipetraka ho azy
4️⃣ Andraso 2 hatramin'ny 4 minitra — dia jereo !

💡 Interpretation ny vokatra :

🟢Raha mijanona eo an-tampon'ny rano ilay volo → Porosité faible — ny cuticule mihidy tsara, tsy miditra haingana ny rano

🟡 Raha mijanona eo afovoan'ny rano ilay volo → Porosité moyenne — absorption équilibrée, volo salama

🔴 Raha milentika hatrany ambany ilay volo → Porosité forte — ny cuticule misokatra be, miditra haingana ny rano — mila soin maika ny volonao !

Raha forte porosité ny volonao — izany hoe :
— Maina sy tapatapaka ny volo
— Tsy mitana ny hydratation
— Mila nourrir sy renforcer hatrany am-pototry

Matetika volo makoa na ngita no ahitany ireo olana ireo

Makoa dia efa manana solution ho an'izany !
Huile Repousse + Crème Coiffante — miara-miasa mba hamerina ny fahasalaman'ny volonao.

🔹 Dès 15.000ar
☎️ 0389726890 — 0321814876

15/04/2026

Aiza tianareo asina-tsika point de vente amin'ity volana ity ?

-Diego Suarez
- Nosy-be hell ville
-Tamatave
-Majunga

Makoa

13/04/2026

Félicitation 🎉🎉

Øø Tïgę Mïncë Øø Izy no tsara vintana nahazo ilay crème coiffante makoa

Nekena Sergio no tsara vintana faharoa nahazo crédit 2000ar

Photos from Makoa's post 13/04/2026

🌿 RETOUR CLIENTE MAKOA

Nisy rahavavy iray nandefa message taminay... 💬

"Makoa, mba omeo conseil fa simba ny colorant ny voloko, tapatapaka sady maina be. Ny eo devant mihalava fa ny ao aoriana tsy mety lava mintsy..."

Izany no teniny taminay tamin'ny voalohany. 😔

Nanoro azy izahay
Crème Coiffante + Huile Repousse Makoa no ampiasiana

Tsy lany akory ny iray boîte ...

Dia efa nandefa hafatra indray izy 🙌🏽

"Efa hita sahady ny vokatra !!"
✨ Mihena ny tapatapaka
✨ Malefaka sy mamirapiratra ny volo
✨ Manomboka mitovy ny halavan'ny devant sy ny ao aoriana

Marihana fa type 3c ny volony

Makoa dia miasa ary ny porofo dia avy amin'ny mpampiasa.
Tianao koa ve ny hahita vokatra toy izany ? 👇

📩 Hafatra miafina ☎️ 0389726890 — 0321814876

10/04/2026

Volo maina, tapatapaka, tsy mitombo... ? 😔

Matetika isika no mandany vola betsaka amin'ny soin nefa tsy mahita vokatra. Izany no nahatonga anay namorona Makoa ; soin 100% naturel ho an'ny karazam-bolo rehetra fa indrindra hoany volo ngita na makoa. 🌿

Lazao aminay eo amin'ny commentaire : iza amin'ireto no olana lehibe indrindra aminao ? 👇
🔴 Volo mihintsana
🟡Volo maina sy simba
🟢Tsy mitombo
🔵 Volo tapatapaka

10/04/2026

😅 Aza atao otran'izao kosaaa izy éee.
Volo makoa ane tsara fa sarotra karakaraina eehh 😍

09/04/2026

𝗝𝗽 𝟬𝗔𝗥

Ndao hilalao éeeeh 📣
Izay molalao sy tsara vintana ihany no mahazo

Conditions :
- Mentionnéo namana + pejy Makoa
- Abonnéo ny page 🎁
- Partagéo max ity pub ity

NB: Participant iray dia afaka manao tag maromaro mba hanampy ny fahafahany

🎁 Loka :
1- Crème coiffante Makoa no loka hoany voalohany
2- Credit 2.000ar ny loka faharoa hoany 2ème gagnant

⏰ Ny tirage au sort dia hatao ny lundi 13 Avril

09/04/2026

Asiana jeux kely izay azahoana crème coiffante Makoa hoan'izay tsara vintana😊👆

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antanimena Vasacoss
Antananarivo
101