Mon choix

Mon choix

Share

Mon Choix ✨ Boutique en ligne de produits du quotidien accessibles et utiles 💛 Focus beauté & soins capillaires 💄 + mode & accessoires 🛍️.

Notre mission : simplifier vos achats avec des produits pratiques, variés et à petit prix💫

Photos from Mon choix's post 07/07/2026

✨ Mila atao tsara karakara ny volo amin'izao ririnina izao. Anao ny safidy ary amireto serum ireto:

💙 Botox Amino Acids Serum : Mitsabo ny volo simba, mampalefaka ary mampangirana.

🖤 Brazilian Serum : Manala frisure, manome volo malama sy mora karakaraina.

✨ Caviar Serum : Mamelona sy manatanjaka ny volo, mampangirana

🧅 Onion Serum : Manampy amin'ny fampihenana ny fihintsanan'ny volo ary manohana ny fitomboan'ny volo vaovao.

🌿 Mety amin'ny karazana volo rehetra.

💯 Kalitao tsara, vidiny mirary 13.000Ar monja

📦 Livraison 5.000ar

📩 Alefaso ny Mp raha liana ianao

💖 Ny volonao no satroboninahitrao, omeo fikarakarana mendrika!

06/07/2026

🌸Aleo mba karakaraina koa ny zazakely e , game mamikely indray ireto raha tinao ny hanana
Volo malefaka, matanjaka ary mangirana ho an’ny zanakao ! 👧💕

🧴 Shampooing : Manadio sady mamelona ny volo amin’ny hamandoana.
🩷 Après-shampooing : Manala ny fihintsanana, mamelona ary mampangirana ny volo.
🧡 Leave-In : Mamelona ny volo, mampivoka tsara ny boucles ary miaro ny volo mandritra ny tontolo andro.

✨ Mety amin’ny karazana volo rehetra, indrindra ho an’ny volo miolakolaka, frisé ary crépu.

💰 Livraison : 5.000ar

📩 Mp raha hanao commande

03/07/2026

❄️ Amin'izao andro ririnina izao dia mora maina sy simba ny volo! 😔

✨ Vahaolana? Botox Hair Care! 💛
Soin complet manampy amin’ny fitsaboana ,fanalefahana ny volo maina ary mampangirana azy.

🧴 Shampooing Botox – Manadio sady mamelona ny volo.
🥣 Masque Botox – Mitsabo sy manome hydratation ny volo simba.
💧 Sérum Botox – Miaro ny tendrony, mampihena ny frisure ary mampangirana ny volo.

🌿 Composition naturelle:
🧈 Beurre de karité – mamelona sy manamboatra ny volo simba
🌰 Huile d’amande – manalefaka sy mampangirana
🍯 Miel – mitazona hydratation

✨ Tombony azo:
✔️ Mitsabo ny volo maina sy simba
✔️ Manome hydratation
✔️ Mampalefaka sy mampangirana ny volo
✔️ Mampihena ny frisure
✔️ Mety amin'ny karazana volo rehetra

💛 Raha mila volo malefaka, matanjaka ary mangirana ianao, dia ity no safidy mety indrindra!

💰 Vidiny: 52.000 Ar
🚚 Livraison: 5.000 Ar

📩 MP (Message Privé) raha hanao commande.

✨ Araho hatrany pejy fa mbola maro ny vokatra ho avy.

11/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mino Vololona, Darwin Luciana, Zonia Stéphanie Randriambelo

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mon choix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.