Unity Agency Madagascar
Agence de Mannequinat
07/09/2026
📢 AZA ADINO FA EFA MANOMBOKA NY FORMATION! ✨
Efa manomboka amin’ity Sabotsy izao ny formation! 🎓🔥
📍 Lieu : Akoa Hotel – Ivandry
🗓️ Sabotsy
⏰ 10h00 – 12h00
⚠️ Aza tara, tongava ara-potoana mba tsy ho diso ny fanombohana.
💙🖤 Unity Agency Madagascar
06/09/2026
✨ STAFF READY ! 🔥
Ny ekipantsika dia vonona tanteraka! 💪
Vonona amin’ny hetsika, vonona handray anareo, ary vonona hanome ny tsara indrindra. ❤️🔥
Let’s go! 🚀
Face of unity
Thank you
05/09/2026
Aza adino mitondra ity fiche voafeno ity avy eo an !
Miandry anao ao amin'ny akoa hotel Ary izahay tompoko 🥰
04/09/2026
🔥 J-1 FACE OF UNITY 2026 🔥
🇲🇬 TONGAVA MARO ! 🇲🇬
Aza avela handalo fa mety hampalahelo anao raha tsy tonga ianao ! ❤️
👗 TENUE À PORTER : AU CHOIX
👠 Ho an'ny vehivavy : TALON OBLIGATOIRE 👠
✨ Miomàna tsara ary tongava miaraka amin'ny confiance !
🔥 J-1 ! Aza miss ! Tongava maro ! 🔥
01/09/2026
✨ FACE OF UNITY 2026 ✨
👑 CONCOURS MANNEQUIN & MODE 👑
🔥 Tsy fifaninanana fotsiny, fa fotoana hianarana sy hampivelarana ny talentanao!
👠 HISY FORMATION DÉFILÉ
📚 Hianarana mandritra ny formation: • Fomba fandeha amin’ny podium
• Posture sy maintien
• Fampiasana ny vatana rehefa défiler
• Présence scénique
• Fomba fanehoana confiance en soi
• Techniques de mannequin
🌟 Te hianatra défiler ? Te hiditra amin’ny tontolon’ny mannequinat ?
👉 Face of Unity 2026 no fotoana ho anao!
📍 Akoa Hotel Ivandry
💰 Participation : 5 000 Ar
📩 Inscrivez-vous dès maintenant !
27/08/2026
Izahay equipe unity agency Madagascar dia Mankahery ny fianakavin' i mr Gael vady aman-janany , ny equipe akoa rehetra ! Izy mo dia directeur n'y akoa hotel ivandry ! 🥹🥹
24/08/2026
✨ FACE OF UNITY 2026 ✨
👠 FIFANINANANA MANNEQUIN & LAMAODY 👠
Tia lamaody, tia manao défilé ary mankafy ny tontolon’ny mannequinat ve ianao? 🔥
Ity ary no fotoana hanehoanao ny talenta, ny style, ny fahatokisan-tena ary ny fahaizanao miseho eny ambony podium! 💫
🏆 Face of Unity = fifaninana mannequin & lamaody
✨ Sahia misongadina
✨ Sahia mandeha podium
✨ Sahia mamirapiratra
👑 Mety ho ianao no Face of Unity 2026!
📍 Akoa Hotel Ivandry
💰 Fandraisana anjara : 5 000 Ar
21/08/2026
🔥 2ᵉ CASTING — FACE OF UNITY 2026 🔥
📅 5 SEPTEMBRE 2026
📍 Akoa Hotel Ivandry
💰 Droit de participation : 5 000 Ar
Tia mannequin ve ianao? 👠
Tia lamaody ve ianao? 👗
Ary tia mifanina ve ianao? 🔥
Ny Face of Unity 2026 dia fifaninanana natao ho an’ireo olona tia lamaody, manana personnalité, élégance ary vonona haneho ny talentany eo amin’ny sehatry ny mannequinat.
✨ Natao ho anao ny Face of Unity !
🏆 Mety ho ianao no FACE OF UNITY 2026!
Aza misalasala mandray anjara ary asehoy fa ianao no manana ny maha-izy azy!
💙 Osez briller. Osez défiler. Osez gagner. 🖤
FACE OF UNITY 2026 — Mety ho ianao no Face of Unity!
13/08/2026
✨ DÉCRIS TON STYLE EN 3 MOTS ! ✨
Raha ianao no mamaritra ny style-nao… inona avy ireo teny 3 tonga voalohany ao an-tsainao? 👗🔥
💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny teny 3 mamaritra anao indrindra !
👀 Aza adino… mety ho hita amin'ny Face of Unity ny style-nao! ✨
Telephone
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Unity Agency Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
