TENA FOAM
Contact :038 47 222 24
Vraie Qualité
Service rapide 🚴🏽
Livraison gratuite
25/04/2026
🔥 MATELAS TENA FOAM – Kalitao ambony, torimaso milamina! 🔥
Mitady kidoro confortable, mateza ary azo aforitra (pliable) ve ianao?
👉 Tonga lafatra ho an’ny trano, fandraisam-bahiny na fampiasana andavanandro!
💎 Safidy maro arakaraka ny hateviny sy ny teti-bola
✔️ Une place & Deux places
✔️ Densité tsara – tsy mora miova endrika
✔️ Housse madio sy manara-penitra
💰 Misy PRIX D’EN GROS ho an’izay maka betsaka
➡️ Mety ho an’ny mpivarotra sy projet lehibe
🚚 Service rapide
🎁 Livraison GRATUITE
📍 Livraison partout à Madagascar
📞 Antsoy avy hatrany
📞 038 47 222 24
⏳ Aza tara, voafetra ny stock!
➡️ Raiso izao ny kidoro manome confort sy qualité tena izy!
28/03/2026
Ho ampiantsika promotion avec oreillers ko ve amin'ity herinandro masina ity?
22/03/2026
🛑🛑 ALERTE 🛑🛑
GRANDE PROMOTION DE PÂQUES
Kidoro efa miaraka amin'ny fonony tsara sady matevina.
038 47 222 24
LIVRAISON GRATUITE
21/03/2026
⬜⬜TENA FOAM⬜⬜
💎Qualité tsara raha mitaha amin'ny hafa.💎
▶️Tsy mora miletaka
▶️Mafy tsara
▶️Tsy mamovoka
▶️Maharitra ela vao simba
▶️Misy miaraka amin'ny fonony ( avec housse)
▶️Manao coussin ihany koa manomboka amin'ny 300 000Ar
0️⃣3️⃣8️⃣ 4️⃣7️⃣ 2️⃣2️⃣2️⃣ 2️⃣4️⃣
➡️ 038 47 222 24
Message privé
Alefao ary commande
🚴🏽 Livraison gratuite sur Tana ville
Mandefa amin'ny faritra rehetra 🚌
18/03/2026
⬜⬜TENA FOAM⬜⬜
💎Qualité tsara raha mitaha amin'ny hafa.💎
▶️Tsy mora miletaka
▶️Mafy tsara
▶️Tsy mamovoka
▶️Maharitra ela vao simba
0️⃣3️⃣8️⃣ 4️⃣7️⃣ 2️⃣2️⃣2️⃣ 2️⃣4️⃣
➡️ 038 47 222 24
Message privé
Alefao ary commande
🚴🏽 Livraison gratuite sur Tana ville
Mandefa amin'ny faritra rehetra 🚌
12/11/2025
Kidoro
✓ MADA FOAM
✓ TANA FOAM
Amin'ny vidin'ny mirary nefa ny qualité azo antoka tsara .
Livraison gratuite
0337559027
Telephone
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when TENA FOAM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
