Elysa et Rosa
Vente des produits cosmétiques naturels de la marque ER Cosmetics.
19/08/2025
Sao mahasoa ny hafa 🥰
SECRET : Nampiasa ny produits ER Cosmetics + FAHARETANA
Ka mahafaly anay sy ny zandriko Elysa et Rosa fa miverina disponibles ireo produits anay rehetra amin'izao, amin'ny vidiny mirary ho an'ity volana Août ity 🎁
Vokatra natoraly, vita Malagasy 🇲🇬
---
Mankasitraka sahady amin'ny fanohananareo 🙏
19/08/2025
😇Volo salama? Ndao ho resahana
Hoatran'ny faritra rehetra amin'ny vantana, mila fikarakarana manokana ihany koa ny volo, mety simba izy ireny, mety potika , mety mihintsana ary indrindra indrindra tsy mitombo halavana mihintsy🥲
I🤩nona ary no tokony hatao?
Fantaro aloha hoe inona ny "état" ny volonao
🧐Mbola salama tsara ve? ohatra volon'ny zazakely
🧐Volo efa simba ve? na koa simba fa efa en Transition
🧐Volo miloko ve? Mora tapatapaka sy mihintsana?
🧐Volo miloko ve? fa anefa salama tsara?
Mila karakaraina daholo izy ireo ahafahana mahazo volo salama tsara, 🤩
🌿Ireto misy Vokatra Natoraly, Vita malagasy🇲🇬 afaka manampy anao tsara😍
GAMME CAPILLAIRE (Soins pré-shampooing, shampooing, aprés-shampooing, masque)
📍 Aiza ary no ahitana azy ?
🛍️ POINTS DE VENTE :
Boutique My Passion – en face de l’arrêt bus 30, 67 ha Antananarivo
Supermarché 3000 – Ampasambazaha, Fianarantsoa
Maison de l’artisanat – Isaha, Fianarantsoa
Etablissement Ralaivao – Talatamaty, Fianarantsoa
🙏 Mankasitraka sahady amin'ny fanohananareo !
19/08/2025
🌿 Mbola salama tsara daholo ve ny volonareo ao ?
Elaela izay isika tsy nifampizara... fa tonga izahay izao 🥳 miaraka amin'ireo vokatra vaovao beee 😍
Samy mahazo ny anjarany avy fa misy GAMME ho an'ny :
- Volo salama & ho an’ny zazakely
- Volo simba & en transition
- Volo miloko & malemy
- Volo miloko salama
🎁 Kadoa be fa atao amin’ny vidiny mirary izy ireo amin'izao ka hararaoty anh !
Vokatra natoraly, Vita malagasy🇲🇬
📍 Aiza ary no ahitana azy ?
🛍️ POINTS DE VENTE :
Boutique My Passion – en face de l’arrêt bus 30, 67 ha Antananarivo
Supermarché 3000 – Ampasambazaha, Fianarantsoa
Maison de l’artisanat – Isaha, Fianarantsoa
Etablissement Ralaivao – Talatamaty, Fianarantsoa
🙏 Mankasitraka sahady amin'ny fanohananareo !
On vous donne rendez-vous à très bientôt :*
14/12/2024
Afapo amin'ny fampiasana ny vokatra 💕
14/12/2024
🥰🥰
05/09/2023
Noho ny fandaminana kely dia ity ny pejy anarahantsika ny vokatra sy mikasika ny ER Cosmetics. Ny toerana tsy miova, ny vokatra tsy miova ary ny vidiny tsy miova. Hisy lalao marobe ihany koa ao amin'ny pejy hahazoana soins na produits maimaimpoana.
Eto kosa dia mbola hifampizaranay mirahavavy ny mahasoa ho antsika rehetra
05/09/2023
🌟 Prenez soin de vos boucles avec VITA MALAGASY ! 🌟
Chères amies aux cheveux bouclés, nous savons que chaque boucle est unique, c'est pourquoi nos produits VITA MALAGASY sont conçus pour s'adapter à tous les types de cheveux : A, B et C ! 💁♀️💁♂️
🌀 Type de cheveux A : Des boucles douces et légères ? Nos produits hydratants vous apporteront la brillance dont vous avez besoin.
🌀 Type de cheveux B : Des boucles plus serrées ? Nos produits nourrissants et définissants vous aideront à obtenir des boucles magnifiquement définies.
🌀 Type de cheveux C : Des boucles serrées et denses ? Nos produits ultra-hydratants vous offriront l'hydratation nécessaire pour des boucles pleines de vie.
Découvrez la magie de VITA MALAGASY et transformez vos boucles en une couronne naturelle éblouissante ! ✨
💖 Obtenez des résultats incroyables avec ER COSMETICS - votre partenaire capillaire de confiance. 💖
N'oubliez pas de partager vos photos avant/après avec le hashtag pour inspirer d'autres personnes à rejoindre notre communauté de boucles heureuses !
Commandez dès maintenant et laissez vos boucles briller de mille feux ! 🌟🛒
04/09/2023
Excellente semaine 💞
03/09/2023
Mirary Alahady mahafinaritra :*
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Address
Antananarivo
101
