Chez J&S

Chez J&S

Share

💫Ny Tsara indrindra ho anao💫

Photos from 𝓢𝓲'𝓟𝓮𝓻𝓯𝓮𝓬𝓽's post 03/10/2024

Eeeoh!!!🤗
Efa misy modèle tsara kely ndray ny kapa plateforme antsika an,Misy talon carré maivana iany koa👡✨😍
Omenay fahafahampo foana ianareo mpanjifa anie ee,Marque tsara daholo✅😚Jereo ze mety ary ooo👇👇
Prix sur Chaque Photo✍️
Manao Livraison hatrany🚴‍♂️🚴‍♂️
📞034 55 271 24

30/09/2024

Bonne Semaine daholo🥰🎉

Photos from 𝓢𝓲'𝓟𝓮𝓻𝓯𝓮𝓬𝓽's post 11/09/2024

Hey👋
Aty ny maso ooo🥰
a partir 10.000ar dia efa mahazo
🚴‍♂️ Livraison Possible

17/03/2024

We wish you a Good week🌄

25/02/2024

Coucou les filles 🥰☺️
Ao an-trano iany aki dia afaka manao manjamanja an, tsy voatery mande coiffure intsony👍

Efa disponible ny Steam Styler antsika 👌👸
✨ Effet Steam
✨ Mamay tsara Reglable Jusqu'à 450°F
✨ Tsy manimba volo
❌Tsy mila brushing tsony❌

Aza tara ary fa vitsivitsy sisa an🫦
Livraison possible
Mp vite👇

Aza adino m'jaime ny page👍

11/02/2024

Hello😊
Mbola ato daholo ve isika mpanaraka ny pejy oo...
Zava-baovao ndray no ho entina amintsika an... Araho tsy tapaka ny pejy.
Tiko be daholo nareo👍

12/01/2024

Eeoooh☺️
Ré-disponible ity modèle ity !
Midira mp ary ho an'ilay tsy nahazo oo.
Mirary tontolo andro mahafinaritra👍

02/01/2024

Happy new year🎉🎉
Mirary taom-pahombiazana ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy🥂🍾.

Photos from 𝓢𝓲'𝓟𝓮𝓻𝓯𝓮𝓬𝓽's post 21/12/2023

Ato daholo ve oh😁😁
Mbola misy daholo ireto modele 3 amin'ny bandoulière ireto ah🥰
✅Livraison gratuit centre ville hatrany
✅Mandefa province

14/12/2023

Modèles hafa kely indray oooo
Misy couleur maro isafidianana
Tahaka ny mahazatra >Gratuit iany ny livraison antsika eto tana
Ataovy ary ny commande eee

09/12/2023

Efa manimanitra ny fety🎉🎉✨
Ilay bandoulière manja kely indray aloha ry maman an😍😍

👉 En cuir mihaja tsara 😊
👉 Livraison gratuit eto amin'ny ville
👇Ao amin'ny coms ny couleur dispo

Ataovy ary ny commande oo😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Tanà Ville
Antananarivo
101