Chez Andraiko
✅Miezaka mitady ny tsara ho anao foana izahay 💪, mihena ny fotoana lany👣, fifampitokisana🫂♥️.
☎️038 56 589 13
16/09/2026
✨ BALANCE ÉLECTRONIQUE INTELLIGENT
✅ Connecté amin'ny bluetooth , efa misy application manokana téléchargena amin'ny finday
✅Rehefa miakatra eo amboniny enao dia mandefa valiny ho azy ao anaty finday amin'ny alalan'ny BLUETOOTH
✅Mifanaraka amin'ny Android sy iOs
✅Mampiseho ny lanjanao
✅ Ahafahana mijery ny tahan'ny menaka ao anatin'ny vatana
✅ Tahan'ny rano ao anatin'ny vatana
✅Hatanjahan'ny taolana
Prix mora be:22000Ar fotsiny
☎️038 56 589 13
Livraison partout à Madagascar
15/09/2026
📢 Promotion be androany ihany
✨MINI FRIGO COMPACT
✅Afaka hamanana (oh: biberons,sns ....)
✅Afaka ampangatsiahana (oh: jus, eau, sakafo atahorana ho simba,sns....)
✅Afaka apetraka ao an-trano, bureau,sns...
✅Afaka hoentina mandeha voyage, maternité,sns.....
⚡ Dimensions 26×19×29Cm (kely fa pratique ☺️)
💢 Alimentation: 12V sy 220V
💢 Couleur blanc uniquement
💢 Capacité :12L
PRIX :20 0000Ar
☎️038 56 589 13
Livraison partout à Madagascar
31/08/2026
♥️ Efa tonga indray ny Arrivage hoan'izay mbola tsy nahazo🥰
👉 SWEPPING ROBOT-ROBOT Aspirateur intelligent💯
🤖Karazana robot mpanadio gorodona
✅Mamafa sy misintona vovoka amin'ny tany
✅Misy brosses manadio ny zorony sy ny sisiny
✅ Batterie rechargeable
✅Mety amin'ny carrelage, parquet, marbre sy tapis
✅Tsy mitabataba
✅Maivana, mora ampiasaina, mihena ny fotoana lany
💵 Prix PROMOTION: 25 000ar
28cm×7,5cm
☎️0385658913
🚲 Livraison possible partout à Madagascar
✨ Vitsivitsy ny stock sao taraaaa
17/08/2026
Nouvelles arrivage disponible🥰prix abordable 😅
♥️SMART WATCH PLUS X8 ORIGINAL (sous carton tsara)
PRIX :120.000AR
Combinaison 8en 1 be zao
👉Mini téléphone portable double puce
👉Smartwatch
👉Airpods 2nd génération
👉Power bank 3000Ah
👉 Câble chargeur téléphone
👉Cable type Cto lightning
👉 Boîtier fast charge 20W
💥Mini téléphone : double puce, batterie tsara
💥 Smartwatch :afaka handraisana Appel, notification message,mode sport,sns
💥 Powerbank magSafe,charge par induction 3000mh
☎️0385658913 na mandefa mp
Manao livraison, mandefa amin'ny faritra ihany kou
17/08/2026
Tena tsara ry ireto ity fa araraoty ah,sao lany eo indray
ÉTAGÈRE MURALE SALLE DE BAIN (5in 1)
PRIX: 55000Ar izy rehetra ireo ah😁
Ireto avy karazany
👉Étagere d'angle grande (2piéces)
👉porte- savon mural
👉 porte- serviette/lingettes
👉porte brosse à dents & dentifrice
Dimensions
✨Grand support 1
29cm ×11cm×7cm
✨Grand support 2
30cm×13cm×8cm
✨Porte brosse à dents
12cm×8cm×5cm
💥Efa misy crochet hametahana éponge,rasoir, accessoires sns...
vita amin'ny vy mafy , antirouille
💥Tsy mila mamatsika fa efa misy colle adhésif. miaraka aminy
☎️0385658913 na mandefasa mp
Manao livraison,mandefa @ faritra ihany kou izahay
02/08/2026
👉BALANCE ÉLECTRONIQUE INTELLIGENT
💰22 000ar
💥Mifandray @ finday (Bluetooth)
✨@ alalan'ny application manokana (oh:feelfit,fitdays,Renpho,okok,sns .....)
Ireto avy no zavatra hitany
💥Tavy ao amin'ny vatana (graise corpelle)
💥Hoza (masse musculaire)
💥BMI
💥Hatanjahan'ny taolana ( masse osseuse)
💥Halan-drano ao @ vatana (eau corporelle)
💥Manara maso ny fahasalamana rehetra @ fotoana rehetra
Manao livraison
Mandefa @ faritra
Raha misy mahaliana dia mandefasa mp na miantso ☎️ 0385658913
02/08/2026
💥 PROMOTION BE😅fa araraoty aingana😀
🔊MINI FRIGO COMPACT
@ Vidiny 230000ar
✅Sady afaka hamanana (biberon sns ..)no afaka ampangatsiahana koa ah
✅ Dimension 26×19×29 cm ( kely fa pratique tsara ah😀)
✅Afaka ho entina n'aiza n'aiza (bureau, Voyage, maternité sns ...)
👉 Alimentation 12 V sy 220 V
👉 couleur blanc uniquement
👉 capacité 12 L
Raha mahaliana anao😅dia mandefasa mp na miantso ☎️0385658913
02/08/2026
🥰Arrivache tsara be💗
SWEEPING ROBOT
@ vidiny 28000ar
👉Manala
✅vovoka
✅potipotin-javatra
✅tapatapaka vola sns...( ambanin'ny table,salon
👉Mode automatique :Alefanao dia izy no mandrha monodidina ny trano irery
😊Raha mahaliana anao dia midira mp na ☎️miantso 0385658913
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Chez Andraiko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
