Amish

Amish

Share

67ha nord ouest

13/07/2026

Hello bonjour❤️
Tena sahirana be aho aloha fa tsy adinoko nareo a😍 bon début de semaine❤️

12/07/2026

Hello bonjour❤️
Bon dimanche aloha mandra piandry anle fizarana hafaliana miaraka aminareo😍

11/07/2026

Bon samedi❤️

10/07/2026

Hello bonjour❤️
Nahazo fahasoavana be za io ka te izara ny hafaliko aminareo mpanaraka sy mpanjifa aminay ato aho😍

Fa mbola mandinika tsara aho io hoe inona ré no ho omeko anareo amzany hafaliko zany e😁

Mba omeo idée kely oe😁
Bonne journée 💜

09/07/2026

Hello bonjour❤️
Ça daholo ve tsika ato????
Mirary fahasalamana raha misy tsy salama
Dia mankahery anzay kivy sy anaty ady sarotra😍 Ny Tompo hampitraka ny tsirairay dia mazotoa mivavaka isanandro isan'ora👌

Bonne journée ❤️

Photos from Amish's post 08/07/2026

Hello hello❤️
Vitsy2 kely sisa ny amty fa alefaso malaky ny Mp👌
Prix efa mamaraparana de alefantsika 75000ar prix destockage😍

08/07/2026

hello hello❤️

jalouse kely ndray ty princesse Nay ty fa elabe hono vo anniversaire any ry maman fa ataovy androany koa😂😂

tena manao nareo oa fa aiza koa no misy anzany de c'est triste hono zany😁😁

tena enjana😍

08/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Natalucie Razanamalala, Rasolofonirina Roger, Minah Anjaniaina, Maman Onjampitia, Ando Rahantavololona Nivotiana, Raya Mdg, Ra Tah, Nomenjanahary Harena Irinah, Ayaanle Cbdi, Fâzï Läh, Mohamed Yaree, Josie Nah, Natha Randria, Sombiniaina Volana, Niaina Tafitasoa, Fifie Andri'Ntsoa, Niaina Rh

Photos from Amish's post 07/07/2026

Hello hello❤️
Misaotra mankasitraka tam firarintsoa sy ny cadeau rehetra😍

Faly be ny zatovovavy fa sady cadeau CEPE no nisy cadeau ny jobily faha folo taona😄

Tsy hainy anefa efa miditra am fahalebeazana anie ny dikanle anniversaire fa tsy mijanona am fazazana intsony😁

Zay aloha ny tata fa bonne journée❤️

06/07/2026

Hello hello❤️
Mbo mandray firaritsoa izahay an😍😍

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

67ha Nord Ouest
Antananarivo
101