Calio

Calio

Share

✨ Authentic Skincare & Beauty
🧴 Produits 100 % authentiques
🇲🇬 Livraison partout à Madagascar
📩 Commandes en DM

28/09/2026

Ity zao sary reel any helikako tena izy 😩👇
AVANT feno tache mainty2 sady maizina be, APRES 10 jours nampiasa ACM DEPIWHITE Lait Éclaircissant ✨
Vokatra hita maso, mamirapiratra sady malama ny helika 😍

Raha manana olana tahaka ahy koa enao dia aza misalasala intsony!
Tongava manjifa fa dispo ny stock 🛒
📩 MP avy hatrany raha liana
🚚 Mandefa amin'ny faritra rehetra
⚡️ Stock limité

Photos from Calio's post 24/09/2026

🚨 PROMOTION TOTALE - PRIX TSY FAHITA MINTSY 🚨

Satria efa ho avy ny ARRIVAGE VAOVAO BE dia manao DESTOCKAGE TOTAL izahay izao!
Prix nampidinina ambany be, tsy mbola nisy hatrizay 😱
⚠️ Authentique hatrany ny produits-nay - Tsy hoe mora be ny prix dia midika fa fake, fa manao promotion be mihitsy izahay noho ny arrivage ho avy!
📦 Stock limité - Araraoty fa tena mora be!

🚚 Livraison disponible , mandefa am faritra ihany koa izahay
📩 MP avy hatrany raha intéressé

Photos from Calio's post 19/09/2026

1. CERAVE ACNE CONTROL CLEANSER

Manadio anti-acné ho an'ny tarehy be mony sy be menaka.
• Misy 2% Salicylic Acid manala mony sy manadio pores tsentsina
• Misoroka mony vaovao tsy hipoitra
• Misy 3 Céramides + Niacinamide miaro barrière cutanée, tsy manamaina
Mety amin'ny: tarehy be mony, pores tsentsina, hoditra be menaka.

2. CERAVE FOAMING CLEANSER / Gel Moussant

Gel moussant malefaka isan'andro.
• Manala menaka be sy loto tsy manala hydratation
• Misy 3 Céramides + Niacinamide + Acide Hyaluronique
• Sans parfum, tsy mangirifiry
Mety amin'ny: hoditra normale à grasse, na dia sensible aza.

Fampiasana: 2x isan'andro maraina/hariva.
236ml Original USA - Disponible daholo.
Mp ary oo🥰
Prix : 70 000 ar

3-BIO-OIL Skincare Oil 200ml - ANTI-VERGETURE

Malaza maneran-tany ho an'ny vergeture! Manampy mampihena ny vergeture mena, fotsy na mainty avy amin'ny bevohoka, fiakaran'ny lanja na fitomboana tampoka. Mampamalemy, mamerina elasticité ary manatsara ny fisehon'ny hoditra.
Formule PurCellin Oil™ - mora tsidihina, tsy mipetaka, mety amin'ny hoditra rehetra.
200ml Original
SUR COMMANDE UNIQUEMENT
Prix : 75 000 ar

4-🔥 EN PROMOTION BE - ACM DÉPIWHITE Lait Corps 200ml 🔥
75 000 ar au lieu de 85 000 ar 🥰

Lait éclaircissant anti-taches brunes - SPÉCIAL TACHE MAINTY AM HELIKA!
Io mihitsy no tena tadiavin'ny olona anie, manala tache mainty am helika

Inona no ataony?
• Manala tache mainty am helika, kiho, lohalika, hatoka
• Mampamirapiratra sy mampitovy loko hoditra
• Manalefaka hoditra maina sy mamelona 24h
• Misoroka ny fiverenan'ny tache
Tena mety raha:
• Helika mainty noho ny rasoir / déo
• Kiho sy lohalika mainty
• Tache soleil amin'ny vatana

200ml Original Made in France - ACM Laboratoire
Promo be, stock voafetra - MP zao!

5-LA ROCHE-POSAY VITAMIN C Gel Moussant ✨

Gel manadio tarehy mamerina éclat. Misy Vitamine C* + BHA + Eau Thermale La Roche-Posay.
Inona no ataony?
• Manadio lalina, manala menaka be sy loto ao anaty pores
• Mamerina hazavana amin'ny tarehy matroka
• Manenika pores sy mampamalama hoditra
Mety amin'ny: tarehy matroka, pores mivelatra, hoditra be menaka na mixte, na dia sensible aza.

Fampiasana: 2x isan'andro maraina sy hariva, kosehina miboika dia sasana.

SUR COMMANDE UNIQUEMENT
Prix : 73 000 ar
Mp ary oo🥰

19/09/2026

🔥 EN PROMOTION BE - ACM DÉPIWHITE Lait Corps 200ml 🔥
75 000 ar au lieu de 85 000 ar 🥰

Lait éclaircissant anti-taches brunes - SPÉCIAL TACHE MAINTY AM HELIKA!
Io mihitsy no tena tadiavin'ny olona anie, manala tache mainty am helika

Inona no ataony?
• Manala tache mainty am helika, kiho, lohalika, hatoka
• Mampamirapiratra sy mampitovy loko hoditra
• Manalefaka hoditra maina sy mamelona 24h
• Misoroka ny fiverenan'ny tache
Tena mety raha:
• Helika mainty noho ny rasoir / déo
• Kiho sy lohalika mainty
• Tache soleil amin'ny vatana

200ml Original Made in France - ACM Laboratoire
Promo be, stock voafetra - MP zao!

19/09/2026

LA ROCHE-POSAY VITAMIN C Gel Moussant ✨

Gel manadio tarehy mamerina éclat. Misy Vitamine C* + BHA + Eau Thermale La Roche-Posay.
Inona no ataony?
• Manadio lalina, manala menaka be sy loto ao anaty pores
• Mamerina hazavana amin'ny tarehy matroka
• Manenika pores sy mampamalama hoditra
Mety amin'ny: tarehy matroka, pores mivelatra, hoditra be menaka na mixte, na dia sensible aza.

Fampiasana: 2x isan'andro maraina sy hariva, kosehina miboika dia sasana.

SUR COMMANDE UNIQUEMENT
Prix : 73 000 ar
Mp ary oo🥰

19/09/2026

BIO-OIL Skincare Oil 200ml - ANTI-VERGETURE

Malaza maneran-tany ho an'ny vergeture! Manampy mampihena ny vergeture mena, fotsy na mainty avy amin'ny bevohoka, fiakaran'ny lanja na fitomboana tampoka. Mampamalemy, mamerina elasticité ary manatsara ny fisehon'ny hoditra.
Formule PurCellin Oil™ - mora tsidihina, tsy mipetaka, mety amin'ny hoditra rehetra.
200ml Original
SUR COMMANDE UNIQUEMENT
Prix : 75 000 ar

Photos from Calio's post 17/09/2026

🤍 ROUTINE ÉCLAT DÉPIWHITE by ACM -
1. LAIT CORPOREL 200ml → VATANA
Ho an'ny helika, kiho, lohalika, tanana. Manalefaka sy manazava ny vatana manontolo.
2. CRÈME INTENSIVE 40ml → TAREHY isan'andro
Soin isan'andro maraina & hariva. Izy no mitsabo ny tache mainty amin'ny tarehy, vozona, tanana.
3. MASQUE PELLICULABLE 40ml → BOOST tarehy
Tsy crème fa masque esorina 2x / semaine. Mampamirapiratra avy hatrany sy manamafy ny effet ny crème.
Vokatra : Teint unifié, sans tache, hydratation 24h.

Mp pour commander 🥰🥰

15/09/2026

💜 PACK MELA B3 - LA ROCHE-POSAY | 💜
Sosotra amin'ny tache tsy mety afaka am tarehy? 😩
Ity Pack Complet MELA B3 ity no tena vahaolana :
✨ 1. Sérum 30ml - Manala tache lalina, mamerina famirapiratana
✨ 2. Gel Micro-Peeling 400ml - Manadio, manala hoditra maty, mampamirapiratra
✨ 3. SPF30 40ml - Miaro amin'ny masoandro sady manakana ny tache tsy hiverina

Misy MELASYL™ + Niacinamide B3, formule vaovao anti-récidive. Na hoditra sensibile aza mety!
Vokatra hita haingana, tarehy glow tsy mila filtre intsony 😍
100% Original France - SUR COMMANDE UNIQUEMENT!
MP 🥰

Photos from Calio's post 11/09/2026

Iteto ndray dispo oo
🧴 CERAVE
• Foaming Cleanser: Manadio menaka, tsy manamaina. Peau grasse/normale.
• Acne Control: Anti-boutons & points noirs, misy acide salicylique.
✨ ACM DÉPIWHITE - France
• Lait 200ml: Lait corps éclaircissant, mampamaky + manala tache.
• Advanced Crème 40ml: Anti-tache brune visage/mains.
• Masque Peel-Off 40ml: Masque glow, manala tache 1x/sem.
💧 LA ROCHE-POSAY
• C10: Vit C anti-rides & éclat.
• C12 / MELA B3: Anti-tache tenace + anti-rechute.
• B3: Anti-tache & resserre pores.
• B5: Répare & apaise peau abimée.
🤍 THE ORDINARY
• Glycolic Acid 7% Toner 240ml: Toner exfoliant, teint uniforme, lisse.
• AHA 30% + BHA 2% Peeling 30ml: Peeling 10min peau neuve, anti-tache.
• Niacinamide 10% + Zinc 1% 30ml: Anti-boutons & anti-pores, best-seller.

Mp pour commander 🥰🥰

Photos from Calio's post 06/09/2026

Lau Rah ny nahazo ny Lot 2
Tãh Ntsoã Rak nahazo ny Lot 1
Felicitations nareo 🥰🥰
Bypass Alasora sampanan’Ambodrazaka ny toerana hangalanareo ny loka 🫶🏻

Ao fa asina kilalao foana dia asina gagnant maromaro hihi 😘
Zay fa misaotra antsika rehetra nandray anjara 🥰

Category

Website

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Calio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.