Beauty by R.

Beauty by R.

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty by R., Health/Beauty, Antananarivo, Antananarivo.

09/03/2023

πŸ“’ πŸ“’πŸ“’ BAUME RADRIAKA

Manana "vertus" maro dia maro ny "LANTANA CAMARA" na "RADRIAKA"

πŸ’Œ Mampidina ny tension artΓ©rielle, ho an'ny manana tension artΓ©rielle avo ( Mifandraika@havizanana)
πŸ’Œ Manena ny tavy eo@kibo: Ahosotra ny 1er jour( mety mikorontana kely ny kibo, na Mivalana) . 2 Γ¨me jour: Mandefa rivotra, mamoaka ny rivotra ratsy rehetra anaty kibo h@5 eme jour. Afaka mampiasa gaine mandritra ny andro manindry ny kibo ivoahan'ny rivotra sy manitsy ny kibo.
πŸ’Œ Calmant, anti-inflammatoire, antispasmodique,...

AZA MISALASALA MIANTSO ANAY RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY NA FANONTANIANA MANITIKITIKA.

πŸ‘Œ Efa vita fikarohana avokoa ny produits antsika.
Ho an'izay efa nampiasa πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘Œ

☎️ 038 67 251 29

Afaka manao livraison na récupéré-na 😘

Photos from Beauty by R. 's post 09/03/2023

Disponible akia mes coupinous 😘

Shampooing azo avy@ Ravin-goavy

πŸ™‹ Raha te hanalava volo
πŸ™‹ Ho an'ny volo manify, miongotra sy tapatapaka
πŸ™‹ Mety ho an'ny ankizy sy lehibe

Aza misalasala miantso anay
☎️ 038 67 251 29

13/02/2023

Coucou mes coupinous 😍

Shampooing avy@ Ravin-goavy 😍 Mampaniry sy miaro ny volo tsy hiongotraπŸ˜‰
Mety@karazam-bolo rehetra😘

Ampiasaina indray na indroa isan-kerinandro πŸ‘Œ

Efficace, tena efficace πŸ‘Œ

Aza misalasala manjifa ny vokatra vita malagasy 😍

13/02/2023

Coucou mes coupinous 😍

Shampooing azo avy@ Ravin-goavyπŸ€—
Natao ho an'ny volo miloko!

😘 Manalefaka sy mampangirana volo
😘 Mampaniry sy miaro ny volo tsy hiongotra

Ampiasaina indray na indroa isan-kerinandro!

Aza misalasala miditra MP raha hanandrana fa tena efficace😍

13/02/2023

Coucou mes coupinous 😍
Vaovao be ho antsika Maman a ! πŸ˜‰

- Tapatapaka ve ny volonao
- Mihintsana be
- Tsy mety maniry

Vahaolana ho antsika😘
100% bio 😍😍😍😍😍
Menaka azo avy@Ravin-goavy

Ahosotra@ hodi-doha sy loham-bolo rehefa madio avy nosasaina t@ shampooing πŸ˜‰

Azo atao bain d'huile koa !

Midira MP raha te ho lava volo aki Maman a! Mety na hoa an'Papa sy zazah koa an! 😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00