Bio Essence
🌿 Bio naturel
👉 Mivarotra vokatra fikarakarana tarehy, volo ary vatana izahay, natao hanatsarana sy hiarovana ny hatsaran-tarehy voajanahary
01/06/2026
Bye bye volo ngita = tsy mila fer ☺️
1sotro fotsiny de efa malama volonao
🌿🌿 Masque camellia 🌸 no omeko anao :
-Malama sy mangirana volo mampiasa azy
-hogoina de malama otrinn'ny volona sinoa
Tsy vitan'ny malama fa Sady manalava volo bé koa izy io an
Mety amin'ny volo rehetra fa vokatra natoraly
Afaka mampiasa daholo volo rehetra indrindra enao manana volo ngita
Mp aingana ary
☎️038 20 227 34
18/05/2026
Astuce oh!!!
Anisany ntena manala panda am tarehy ny ankondro sy citron🍋
Citron🍋
Banane🍌
Fampiasana azy : potserina le ankondro de asina ranonina citron🍋 alona 15min de kombanina am rano matimaty
Mazoto ary mikarakara fa tena tsara b mintsy io !! Mirary soa 🥰
12/05/2026
Nandrama de tena naita vokatra oo mamirapiratra ery tarehy sady fotsy no afaka tache😊
🍀🍀Crème lait coco nampiasaina 3 andro manafotsy 🍀🍀
Manala tache rehetra sady manala ketrona
Manala menamena amin’ny tarehy
Manala ride ,cerne ,cicatrice sns..
Mety Amin’ny tarehy fa vokatra naturel 💯 %
Vo mampiasa in1 mandeha enao de efa maita fiovana be an!!
Mp avy atrany ze manana olana fa aloi any
☎️ 038 20 227 34
11/05/2026
tena maro nareo te anala mainty am Elina ,lohalika,tanana,sns.. tena oe 3andro de efa maita fiovana nareo mampiasa ity crème ity !
manafotsy vatana rehetra, mp aingana fa omeko nareo ze mila
11/05/2026
In3 misotro=Fisaka kibo
☘️☘️THE POMME VERT : manafisaka kibo sy mampihena vatana ao anatin'ny 3andro !☘️☘️
Mihaiky avokoa izay nisotro azy : tena mampifintina kibo sy mitroka tavy haingana
-manala rivotra ao anatin'ny kibo
-mety hoan'ny vehivavy mampinono
-Na avy natao OC ary afaka misotro azy
-na lahy na vavy mety foana 100% naturels
Mp avy atrany izay mila
Prix : 15000ar
☎️038 20 227 34
03/05/2026
3andro=veloma volo Fotsy 💫
Ataovy bye bye amzai volo fotsy ee😊
🍀🍀 efa tonga ny Masque sy Savon moringa au café 🍀🍀manafoana tanteraka ny volo fotsy
-Tena tsy miverina tsony mintsy vo tratran’io
-sady manalava volo ihany izy no manome repousse ny volonao
-izay maniry rehetra tonga de mainty an
Mety amin’by volo rehetra fa vokatra natoraly
Aza tara fa efa bdb mintsy nampiasa afa-po daholo sady mandefa retour mamy be daholo
Mp aingana ary
16000ar
23000ar
☎️ 038 20 227 34
28/04/2026
❗Tsy mila miandry ela
5 min aminy tarehy dia efa mahita fiovana
🌺3andro de Afaka panda sy ride🌺
CRÈME AU COCO + RIZ ilay nampiasaina teto , Tena vo nampiasa de io nadio be io ilay tarehy
-manafotsy,manala tache rehetra
-manala miketrona ,menamena
-manala mainty Amin’ny vatana rehetra ( tenda,lohalika,tanana,helika,sns…)
Mety Amin’ny tarehy rehetra fa vokatra naturel
Mp avy atrany izay lina sy mila
☎️038 20 227 34
17/03/2026
Bonjour oh!! Ho anao izay maniry te hanadio VATANA na TAREHY 🌹🌹
Dia manome astuce naturel mamaimpoana hoanareo izahay ,
25/02/2026
❄️❄️Astuce mampijanona volo miongotra❄️❄️
😴😴 Calcium naturel 😙
Astuce voalohany: 👉👉Ravina voaroy hazo☘️☘️👈👈
- 👉maka ravina 10☘️☘️( am maraina no tangosana satria amin'iny no ambony ny tahan'ny singa ao anatiny)💫💫
-💫💫 arotsaka anaty rano mangotraka💦💦💦 1,5litres de avela angotraka tsara de bataina refa miova loka ilay rano💦💦
- 💫💫atao rano fisotro mandritry ny tontolo andro izy io🍁🍁
Atao 3 atram 5 andro de miato kely
Mirary soa ô🤗🤗
Mazotoa mikarakara dia aza adino ny manisy j'aime ny page💓
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
