Mini Miracle

Mini Miracle

Share

🤩✨ Parce que les petits details font les plus beaux miracles ✨🤩
🛍 Boutique en ligne
🪄 Accessoire & style au quotidien
🚚 Livraison Antananarivo et province

26/06/2026

🇲🇬 Mirary Fetin'ny Fahaleovantena sambatra ho antsika rehetra! ❤️🤍💚
Andro iray hankalazana ny tantarantsika, ny firaisankinantsika ary ny maha-Malagasy antsika. Enga anie hitondra **fiadanana, fanantenana ary fahombiazana** ho an'ny tsirairay sy ny firenentsika ity andro lehibe ity.
Mirary fety sambatra! 🇲🇬
— *Mini Miracle* 💕

Photos from Mini Miracle's post 25/06/2026

Mini imprimanthe thermique portable🥰✨🥹
+ 1 rouleau de papier + cable de charge🥹
Mp pour commander❌❌

21/06/2026

🌸 Cliente satisfaite = Équipe heureuse !

Tonga soa aman-tsara ny commande ary afa-po ny mpanjifa. 💖

Misaotra anao tamin'ny fahatokisana an'i Mini Miracle. Manantena izahay fa hitondra fifaliana kely eo amin'ny andronao ny vokatray. ✨

📦 Livraison réussie
💛 Cliente satisfaite
🙏 Merci pour votre confiance

19/06/2026

✨ HOROSCOPE – LES 12 SIGNES DU ZODIAQUE ✨
♈ Bélier (21 mars – 19 avril)
• Courageux
• Énergique
• Passionné
• Dynamique
♉ Taureau (20 avril – 20 mai)
• Patient
• Fiable
• Déterminé
• Loyal
♊ Gémeaux (21 mai – 20 juin)
• Curieux
• Sociable
• Communicatif
• Astucieux
♋ Cancer (21 juin – 22 juillet)
• Sensible
• Intuitif
• Protecteur
• Émotif
♌ Lion (23 juillet – 22 août)
• Généreux
• Créatif
• Fier
• Chaleureux
♍ Vierge (23 août – 22 septembre)
• Perfectionniste
• Analytique
• Dévoué
• Discret
♎ Balance (23 septembre – 22 octobre)
• Équitable
• Diplomate
• Harmonieux
• Juste
♏ Scorpion (23 octobre – 21 novembre)
• Intense
• Passionné
• Déterminé
• Perspicace
♐ Sagittaire (22 novembre – 21 décembre)
• Optimiste
• Aventurier
• Indépendant
• Honnête
♑ Capricorne (22 décembre – 19 janvier)
• Ambitieux
• Discipliné
• Responsable
• Patient
♒ Verseau (20 janvier – 18 février)
• Original
• Humaniste
• Indépendant
• Visionnaire
♓ Poissons (19 février – 20 mars)
• Compatissant
• Rêveur
• Intuitif
• Altruiste
🌟 Et vous ?
🤔 Quel est votre signe astrologique ?
💬 Écrivez votre réponse en commentaire !

11/06/2026

Tamin'ny firy taona?🤭🥹

07/06/2026

🇲🇬 EFA NANANGANA SAINA VE IANAREO? 🇲🇬

Amin’ity volana Jona ity, mankalaza ny fahaleovantenan’i Madagasikara isika. Fotoana manan-danja ho antsika Malagasy rehetra ny fananganan-tsaina, mariky ny firaisankina sy ny fitiavan-tanindrazana.

FANTATRAO VE?
Ingahy RANAIVOSON ANDRIANOME mpanao sary no namorona azy
Ary 21 oktobra 1958 no nanehoana azy voalohany ho hitan'ny vahoaka

⚪🔴🟢
Ny fotsy maneho fahadiovana sy fahamarinana,
ny mena maneho fitiavan-tanindrazana sy herim-po,
ary ny maitso maneho fanantenana sy hoavy mamiratra.

🌿 Andao isika rehetra hanandratra ny sainam-pirenena am-pireharehana, na any an-tokantrano, na any an-tsekoly, na any amin’ny toeram-piasana.

Mini Miracle dia mirary fety sambatra ho an’ny Malagasy rehetra! 🇲🇬✨

Photos from Mini Miracle's post 06/06/2026

Collier disponible 🥰✨
🌸 double chaine
🌸 mimimaliste avec pendentif coeur
MP aingana fa vitsy sisa an🫶🏻🥹🚨

04/06/2026

🎓 Info disponibilité – Mini Miracle

Miarahaba antsika rehetra😍
Mianatra moa izahay amin’izao, ka hialana tsiny mialoha satria misy ora tsy dia ahafahanay mamaly haingana ny MP-anareo.😇
Fa aza manahy an‼🤩🤗😊
💬 Afaka mametraka message foana ianareo mandefa commande😍 mamaly avy hatrany izahay rehefa disponible❤❤

Misaotra betsaka amin’ny faharetanareo sy ny soutien ho an’ny Mini Miracle 🛍✨

💛petite boutique, mais grande attention ho anareo 💛

Photos from Mini Miracle's post 01/06/2026

Iza no tianao amin'ireto?🥰
Sa ve tsy tia mihitsy?🤭
Inona no fiantso azy any aminareo ary inona no vokatsoa azo avy aminy?😊🤗

29/05/2026

Gourde stitch isotherme🥰✨
500ml
Mp pour commander

#

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Address

Antananarivo 101
Antananarivo