Mihary Beauty
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mihary Beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Anosy avaratra, Antananarivo.
24/02/2025
Hello 💙💟
Iza avy ilay tia mikarakara volo ao ❤
Natao ho anao ireto masque ireto sady mety @ karakarao volo rehetra 😍
Mampaniry volo sady mampalama no mampangirana volo 💝
Mampijanona ny volo mihongotra sy tapatapaka.. Manalefaka ihany koa
👉MASQUE KERATIN ONE
👉MASQUE ARGAN LIGHTNESS
👉MASQUE MOROCCO ARGAN OIL
👉MASQUE HAIR MAYONNAISE
👉MASQUE CPS
Prix :15000ar daholo ny iray 😍
Livraison possible
📞0333340089
20/02/2025
💝MASQUE KERATIN ONE 💝
1Kg be zao na 1000ml
Iza avy ianareo ilay mitady azy 😍
🌸Manalefaka volo
🌸miaro ny volo tsy intsana be intsony
🌸mampaniry volo sady mampijanona ny volo mihongotra sy tsy ho tapatapaka
🌸mampangirana volo ihany koa
Prix :15000ar fotsiny
👉Raha mahaliana anao ary dia aza misalasala mandefa MP na miantso ny 0333340089
Manao livraison izahay
02/02/2025
Hey les filles 😍😘
Mbola mandray rendez-vous hatrany izahay a💙💙
Brushing +finitions =5000ar Hatramin'ny 10000ar fotsiny 😍
Coupe=3000ar
Aza misalasala mandefa mp na miantso ny laharana 0333340089
Lieu Anosy avaratra
Coucou les filles.. ❤💋elaela tsy niôna fa dia iverina indray oo. Lieu Anosy avaratra 💋0333340089
16/09/2024
Tia mikarakara volo ve enao💓❤
SERUM ARGAN OIL 🍀🍀
🌸Lightness 🌸
👉mampaniry volo sady miaro ny volo tsy intsana
👉mampalama sady manalefaka
👉mampangirana volo
🌻 tena mirary anefa ny anjifanao ny SÉRUM ARGAN OIL ato aminay
Prix :10000ar
Prix de gros :9000ar
☎0333340089
Livraison possible
15/09/2024
SERUM ARGAN OIL ❤🍀
💓Mampangirana volo
💓mampaniry volo sady miaro ny volo tsy intsana be intsony
💓manalefaka sady mampalama voli
💓tena mety ho an'ireo izay manana volo miloko
Net:100ml
Prix :10000ar
☎0333340089
Livraison possible
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mibaliaka Fandresena Taratra, Fandresena RH
09/09/2024
Manana olana ve enao.. 😊
Izay dia manana produit natokana ..
tena mora 😍💞
Prix :10000 ar
Prix de gros :9000ar
📞0333340089
Livraison possible
07/09/2024
Hello 😍😍
Iza avy no mila serum Betsaka.. Indrindra ho anizay mbol ivarotra 😊
Serum PROTEIN BRAZILIAN :10000ar
Serum argan oil :10000 ar
Serum Botox keratin :10000ar
❤manalefaka volo
❤miaro ny volo tsy ho tapatapaka sy hintsana
❤indrindra ho anareo izay manana volo miloko ten mety
Rah maka 3 mihoatra enao dia 9000ar ny iray 😍😍
Mp na 0333340089
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Mihary Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
