Caille
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Caille, Health/Beauty, Antananarivo.
11/04/2026
🚫 VOAFETRA
9 isa sisa
Tsy ny rehetra no mahazo ity.
Ary tsy ny rehetra koa no vonona amin’izany.
📖 Boky voafantina (édition limitée)
Ho an’ireo izay mitady kalitao, fitomboana ary fahitana ambony.
👉 Azo alaina amin’ny site — fidirana tsotra, traikefa matihanina. (Ao @ commentaire ny link)
Atody papelika premium
Fikarakarana tsara, kalitao ambony.
⚠️ Stock voafetra —9 isa /50
Fanontaniana :
•Afaka miditra MP
• +261 38 431 65
Tsy ny vidiny no zava-dehibe… fa ny lanja entiny aminao.
Safidy kely. Fiantraikany lehibe.
05/04/2026
Tratry ny P***a ho antsika mpanjifa sarobidy rehetra ! ✨
Ao anatin'izao vanim-potoana fety izao, ny ekipan'ny [Anaran'ny orinasanao] dia faly miarahaba anareo sy misaotra amin'ny fahatokisana hatrany. Enga anie ity fety ity hitondra fifaliana, fifanampiana ary fiadanana ho an'ny fianakavianareo tsirairay avy. 🕊️
Vonona hatrany izahay hanolotra ny tsara indrindra ho anareo.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra!
Ao @ "COMMENTAIRE " ny cadeau
***a2026
13/03/2026
Tonga indray ny arrivage ah🤤 ...So taraiky eo ndray Toi ...😅
Kely fa tena "POWER BANK " ny Atody papelika 🥚.
📌 600ar monja ny 1
09/03/2026
Alaivo aminy izay ilay anjaranao anao 🤤 :
Atody papelika
Ny tombony raha mihinana azy ianao ve?
📌Lasa matanjaka no sady mitombo ny hery fiarovan'ny vatana.
📌Lasa be fitadidiana ary indrindra lasa mikoriana tsara ny Rà.
📌 Vita hoazy ny " Détox "😉 ary afaka ny allergies.
Aza misalasala ary 600ar/atody
Laharana : 033.64.154.06
Site web: https://guileless-unicorn-c3786b.netlify.app/?fbclid=IwT01FWAQbq-RleHRuA2FlbQIxMABzcnRjBmFwcF9pZAwzNTA2ODU1MzE3MjgAAR5cwd91GFxZIYyQtTUTpXqnP8INbQbkFIBpd48ofJpS9qYloN5YAOOpAArBOQ_aem_1n0cgveDB6YTTErVN5_sgg
07/03/2026
Ouiii mbola tsy tara enao 🤤 :
600 ar ny 1 isa
500ar (prix de gros)
✅ Manao livraison
📞 033 64 154 06
05/03/2026
🥚 ATODY PAPELIKA ve... mody jerena kely kay POWER BANK ny vatana 🤤
Mitady sakafo mahasalama sy mampatanjaka ve ianao? Na ihany koa mpikotrana.
👉 Atody papelika
💰 600 Ar ny 1 isa
🔥 500 Ar (ny 1 isa ) raha mihoatra ny 20 isa.
Tombotsoa azo avy amin’ny atody papelika :
✅ Mampatanjaka ny vatana
✅ Manampy amin’ny fitadidiana
✅ Manafaka ireo karazana allergie
✅ Mety tsara ho an’ny olona mikotrana
✅ Tsara ho an’ny ankizy
📞 Antsoy izao : 033 64 154 06
⚡ Manao livraison
03/03/2026
Ny atody papelika dia kely… fa tena “POWER BANK” ho an’ny vatana. Ireto ny tombontsoa lehibe azonao avy aminy:
✅Be protéine – manamafy hery sy hozatra. (Mety tsara @ mpikotrana)
✅ Manatsara ny hery fiarovana – vitamina A, B12, zinc, fer.
✅Tsara ho an’ny atidoha sy tena manampy @ fitadidiana.
✅Manampy amin’ny anemia ary tena
Mora levona,no sady matsiro.
Laharana : 033.64.154.06
Manao livraison ihany koa izay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
ANTANANARIVO
Opening Hours
| Monday | 07:02 - 15:59 |
| Tuesday | 07:02 - 15:59 |
| Wednesday | 07:02 - 15:59 |
| Thursday | 07:02 - 15:59 |
| Friday | 07:02 - 15:59 |
| Saturday | 07:00 - 11:00 |
