TM Bio
Traitement anti-tâche.
15/12/2025
– Ilay vahaolana haingana sy mahomby!
- Esoriny tanteraka ny panda (tâches brune) efa nisy ela taminao!
- Manadio sy manavao ny hoditrao mba ho madio tsy misy pentina.
- Manatsara ny endrikao, mampibaribary ny hakanton’ny tarehy mahafinaritra.
- Miaro amin’ny fahanterana aloha loatra , mitazona ny ahatanoran'ny hoditrao.
Vokatra miharihary ao anatin’ny 7 andro monja!
Contact : 0349483456 / 0376275937
🚛Livraison manerana an’i Madagasikara!
11/02/2025
Maro isika no manana olana amin'ny tarehy, indrindra fa ny PANDA ( tâche brune) ,
Vahaolana ho anao ity sérum ity, à base de vitamine C , ny vitamine C moa dia anisany singa mikarakara ny hoditra ; indrindra fa ny tâche rehetra eo aminy hoditra, azo antoka satria 100% natoraly ary ihany koa vita Malagasy.
Aza misalasala ary mandefa hafatra eto na koa miantso ny laharana eto ambany.
Contact : 0349483456
09/02/2025
Maro isika no misy olana amin'ny tarehy, indrindra fa ny PANDA ( tâche brune) ,
Vahaolana ho anao ity sérum ity, à base de vitamine C , ny vitamine C moa dia anisany singa mikarakara ny hoditra ; indrindra fa ny tâche rehetra eo aminy hoditra, azo antoka satria 100% natoraly ary ihany koa vita Malagasy.
Aza misalasala ary mandefa hafatra eto na koa miantso ny laharana eto ambany.
Contact : 0349483456
24/11/2024
-Manala ireo panda efa ela taminy tarehy
-Manala ireo tâches rehetra
-Manadio ny tarehy
-Manatsara ny tarehinao.
-Miaro amin'ny fahanterana aloha lotra .
🎉7j dia efa ahitana vokatra
Livraison partout à Madagascar.
19/11/2024
15/11/2024
-Manala ireo panda efa ela @ tarehy
-Manazava ireo tâches rehetra amin'ny hoditra.
-Mamerina ny tarehy toy ny taloha indray
-Miaro amin'ny fahanterana aloha lotra.
-Manalefaka ny hoditra ihany koa
-Mety @ hoditra rehetra.
Sérum 100% naturel ary vita Malagasy.
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when TM Bio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
