Beauty by Antso
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty by Antso, Health/Beauty, Tanjombato, Antananarivo.
👄 MAQUILLEUSE PROFESSIONNEL ❤️
❤️ COIFFEUSE ❤️TUTO❤️VIDEO❤️
❤️ ASTUCES ❤️ SOINS DE VISAGE ❤️ FORMATION❤️
🙏ROMANA 8 :28 🙏
WhatsApp :033 64 697 97 📞
Contact :033 64 697 97 /037 48 844 33
Tsy mandray rendezvous mihitsy loa zah amin’ity semaine ity 😊makasitraka daholo 😉😊😍bonne nuit daholo 😊😊😊
Bronzer et contour 👌🥰
15/07/2026
Coucou daholo 🥰
Misy anito makeup ito 😊 mino aho fa hianareo 🤭
Malaza bé izy ity anatina tiktok, facebook, Instagram ❤️😊Dia MBA tia hanao tuto ihany koa tenako ❤️ MBA hahitanareo oe otrany aona Beauty by Antso rehefa mi - réalisé make-up iray ☺️☺️☺️
Araho tsy tapaka pejy kia 🙏☺️❤️
abonné vous🥰🙏🫶
14/07/2026
Coucou les filles 😍
Tsy nisy tuto teto page tato ato 🤭fa aza manahy nareo fa asintsika tsy ho ela ☺️Sady misy produit hiandrasako kely izahay 🤭☺️mety amity Tonga Dia hiarahantsika mijery eo 🫶♥️❤️🙏bonne soirée daholo 😽😽🥰❤️
Aza andino nefa maka rendez-vous ato aminay ☺️♥️🙏
☎️:033 64 697 97
13/07/2026
Coucou daholo ❤️
mialatsiny reto raha taraiky famaliko mp anareo ❤️somary misy Zavatra atao kely zah amin'ny ity semaine ity Dia sahirakirana kely mamaly mp ♥️🥹fa na izany ary anefa Dia mandray rendez-vous ihany aho 😍 fa alaivo aloha rendez-vous kia ♥️❤️🙏
Zay fa bonne nuit daholo ☺️🙏 Tahin'Andrimanitra daholo isika rehetra ❤️🙏🙏🙏
11/07/2026
Makeup réalisé par Beauty by Antso 😍
☎️:033 64 697 97
11/07/2026
❤️TARIF MAKEUP & COIFFURE ❤️
Maquilleuse et Coiffeuse à domicile
Pack finçailles, pack Mariage 💒
Beauty by Antso 😍
☎️:033 64 697 97
Bonne nuit 😘🙏🫶
10/07/2026
Résultats formation make-up en ligne ☺️
mpianatro ❤️💪,bravo bé ndry ❤️
Ho anao hianatra aza misalasala mandefa mp amiko fa na en ligne na à domicile tsy maitsy mahay ❤️raha vao hoe Beauty by Antso mampianatra anao ☺️
Sady après formation Mbola arahako anaty mp fahaizanao 😊☺️❤️
10/07/2026
Coucou ☺️
Anisany haingo trano kely MBA tiko hisy ato antrano ,Fandraisako anareo mpianatro
ka nataoko 😊🫶🥰
Otrany tsy Izaho izany ilay amin’ny photo ☺️rehefa tsy Manao makiazy 🙃😏otrany vazaha 🙃😏🤭🤣🤭
Mercie NH Kréaa🙏🫶ato nareo raha hanao sary otrizao ❤️😊🫶🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
