Fa izy eh
Bienvenue chez Fa izy eh!! Des accessoires pour briller chaque jour ✨
Commande en DM 💌
29/07/2026
✨ Faux Appareil Dentaire – Disponible IMMÉDIATEMENT ! ✨
Envie d’un style tendance et d’un sourire qui fait la différence ?
Notre faux appareil dentaire est maintenant DISPONIBLE DE SUITE 🤩
✅ Montage rapide
✅ Confortable
✅ Effet esthétique garanti
✅ Disponible tout de suite, pas besoin d’attendre !
14/07/2026
Hello Hello🍒
Mbola misy hatrany ny strass dentaire oh❤️
Amilay mampitsikitsiky hatrany🥹Mety foana izy ty na ho an’i vehivav n’a lehilahyyy n’a zaza ihany koa ah😉❤️
Misy modele maro be fa afaka anaovana choix tsara!❤️❤️
Mp avy hatrany ary raha Mahaliana anao🫶🏻
19/06/2026
Promotion 26 juin😍😍
Alefantsika Mora avokoa modele ato aminay 🥰
-strass dentaire
-Mora apetaka 🥰
-tsy manimba nify
-mety fôna na ho an’ny lehilahy na vehivavy ✨
-maharitra tsara
mp avy hatrany ra mahaliana anao❤️❤️
16/06/2026
15/06/2026
Shania Riley Félicitations fa enao no nahazo ilay strass gratuit 🎉❤️
Afaka miditra mp enao 😍
1- ny volohany kosa mahazo ilay faux appreil gratuit fa ezako Amamina mendalana ry reto fa vao mandaina tsikely2 aho anh✨
Elena tsiny hatrany tamn’ny fahatrany valiny lalao antsika fa somary nandalo fahasahiranana kely ry reto ah🥹
Mirarary soa daholo oh❤️
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Fa izy eh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
