Mathi'chjes

Mathi'chjes

Share

Your past doesn't define your future

17/04/2025

"May all our sacrifices, sleepless nights, and hard work pay off someday."

09/03/2025

🔴 ⚠️⚠️ | Ho anao manao "musculation", ireto misy sakafo ilain'ny "muscles" mba hahitanao vokany.

✅ Isakin'ny avy mikotrana dia tokony hisy an'ireto sokajin-tsakafo ireto hoaninao raha tinao ny hahazo vokatra tsara.

⭐ :
🔼 RONONO velona🥛 RONONO SÔJA, Yaourt, Fromage 🧀
🔼 NOFO-KENA tsy be menaka 🍗🍖(omby, akoho, vorona)
🔼 TRONDRO 🐟 (saumon, maquereau, hareng)
🔼 ATODY🥚🍳
🔼 VOAMAINA (tsaramaso mena, petits pois, tsesisa, sôja).

⭐ :
🔼 MENAKA 🥗(huile d'olive, huile de noisette, huile de noix de coco, huile de noix)
🔼 ZAVOKÀ 🥑
🔼 NOIX 🥜🌰(voanjo, amandes, noix de cajou, sns).

⭐ :
🔼 VARY 🍚
🔼 PATY 🍝
🔼 Flocons d'avoine.

💢 Ny mpanao "musculation" iray dia tokony mila 3.000 hatraminy 3.200 Kcal (kilocalories) isanandro, izay azony avy amin'ireo Protéines, Lipides ary Glucides ireo.

SAMIA MIZARA
__
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

06/03/2025

Fotoana iray tena mamy ho ahy
Ny andro nahitako anao mba ho silam-panahy
Iray minitra monja no nifanka-lalantsika roa
De tsampako nadoro mafy ery lay afom-pitiavana tato am-po

Tsy adinoko ireny fotoana rehetra reny
Indrindra moa lay maheno ny feonao moangotingoty kely ery rehefa miteny
Ilay tsikinao malefaka nambabo ny fanahy
Mbola mitoetra ato ampoko fona ireny MBA ho tsiahy

Asa re MBA manao ahoana Zay enao any ry lay tiako
Mbola tsaroanao ihany ve ny fisiako
F'izaho anie aty tena malahelo ery
Fa lasa lavitra any lay hany mba olontina mpizara fitia

Tiako ho tsampanao anie Ty tiako
Fa na any alavitra any aza inao ankehitriny
Ilay fitiavanako anao ato ampoko tsy ho ariko
Fa kolokoloiko hatrany MBA hotsara lavitra noho ny fahiny

Veloma vety zany malalako zany ah
Tsy maintsy mbola hianao fona tsika indray andro any
Mafy2 tena mafy lay andro iray tsy anilanao
Fa saingy hoe izay moa lay Lahatra de manaiky loa .

02/03/2025
Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambohibao
Antananarivo
101