Man'Hoho Atelier
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Man'Hoho Atelier, Beauty Salon, Androndra, Antananarivo.
💅🏻 Styliste Ongulaire
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63 / 033 64 091 81
Ouvert le Lundi au Samedi 😉
Prestation à domicile possible
Sur rendez-vous uniquement 📅
25/07/2026
Helloo 🥰
Asina an'ilay cat eye cœur iny de asiana soleil hono🤭😍
•Gainage💅🏻
Sur rendez-vous uniquement ho anareo izay mbola tsy mahafantatra an 😘
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81
24/07/2026
"Se faire les ongles , ce n'est pas juste de la mode: C'est un moment de détente, de self-care, et un petit plaisir qui fait du bien"🪄🥰
•Gainage💅🏻
Alaivo mialoha hatrany ny rendez vous anao fa rasinay am-pifaliana tompoko oooh 🤗
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81
23/07/2026
French mômôtakelyyy🤍
•Extension sur chablon 💅🏻
Tsy voatery atao lava be ko ne oa ny extension ee😘
Mazava ho azy fa cliente satisfaite hatrany 🤗
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81
22/07/2026
Helloooo 🥰
Aleo asina réparation maivamaivana ndray ary e.💅🏻😍
•Pejikiora👣🤭
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81
19/07/2026
⚽💅🏻🤗🎁
Eeeeeh ooooh....Ndao ndray hilalao e😍
⚽ PRONOSTIC FINALE COUPE DU MONDE🏆
Espagne🇪🇦 vs Argentine 🇦🇷
Raha marina ny pronostic anao ao amin'ny commentaire ka mahafeno ireto fepetra ireto ianao dia isan'izay ho sarihana miaraka amin'izay mahamarina rehetra. Ary raha ianao irery no mahamarina ka mahafeno fepetra de ianao no mahazo ny loka💅🏻:
1- Abonneo ny page Man'Hoho Atelier
2- Asio "réaction" ity pub ity
3- Partageo en mode public izay pub tianao ato
4- Partageo ao amin'ny story ihany koa
5- Ataovy ao amin'ny commentaire ilay pronostic anao ary manasà namana tia manao hoho 3 hilalao
IRETO NY LOKA HISAFIDIANAN'NY MPANDRESY:
🎁 Pose vernis semi-permanent avec deco au choix
🎁 Pose faux ongles avec deco au choix
🎁Pose américaine avec deco(rantsana roa)
🎁 Gainage avec deco(rantsana iray)
🎁 Extension gel avec vernis semi-permanent uni
Amin'ny Alatsinainy no atao ny fisarihana 😘
18/07/2026
Eeeeeh ooooh....Ndao ndray hilalao e😍
⚽ PRONOSTIC FINALE COUPE DU MONDE🏆
Espagne🇪🇦 vs Argentine 🇦🇷
Raha marina ny pronostic anao ao amin'ny commentaire ka mahafeno ireto fepetra ireto ianao dia isan'izay ho sarihana miaraka amin'izay mahamarina rehetra. Ary raha ianao irery no mahamarina ka mahafeno fepetra de ianao no mahazo ny loka💅🏻:
1- Abonneo ny page Man'Hoho Atelier
2- Asio "réaction" ity pub ity
3- Partageo en mode public izay pub tianao ato
4- Partageo ao amin'ny story ihany koa
5- Ataovy ao amin'ny commentaire ilay pronostic anao ary manasà namana tia manao hoho 3 hilalao
IRETO NY LOKA HISAFIDIANAN'NY MPANDRESY:
🎁 Pose vernis semi-permanent avec deco au choix
🎁 Pose faux ongles avec deco au choix
🎁Pose américaine avec deco(rantsana roa)
🎁 Gainage avec deco(rantsana iray)
🎁 Extension gel avec vernis semi-permanent uni
Amin'ny Alatsinainy no atao ny fisarihana 😘
Soft 🕊️🤍
Bonne nuiiit 😘
15/07/2026
Raikitra ary ny hakanao flera flera annn 🩵🌊💙
De mbola tsy haka rendez vous ihany ve ee😋
•Pose semi-renforcé 💅🏻
🏠 Man' Hoho Atelier Androndra
☎️038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81
13/07/2026
Oulalaaaaah🤤😍
Hohon'olona farak'izay botry kely izy ity no nohalavaina toy izao🔥💚
•Extension Full Chablon 💅🏻
🏠 Man' Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81
Bonne nuit 🌙😚
13/07/2026
Ansôooooh kely eeee?!😍🌹
Cliente nataoko à domicile izy ity, sambany izy no nataoko hoho , ref vita dia hoy izy"Merci beaucoup f tena afa po be mihitsy, hafa mihitsy ny fanaovandry azy, ndry foana no antsoiko"🥰
•Gainage💅🏻
Alefa ndray ary e🤗, aza miandry akaiky kely vao maka rendez vous f manjary samy sahirana eto tsika 😄
🏠 Man'Hoho Atelier Androndra
☎️ 038 72 897 63
WhatsApp 033 64 091 81
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |
