Curly by Anny

Curly by Anny

Share

- Cheveux curly ou bouclés
- Produits chevelures naturels
- Soins de cheveux naturels

19/05/2025

Toy izao ny fivoakan'ny volo rehefa atao 𝐂𝐔𝐑𝐋𝐘 🥰❤️

Misy karazam-bolo telo (3) amin'ity sary ity:
1- Volo manify somary olioly no tsy lava
2-Volo tsotra be ireny, manify ary tsy dia lava
3- Volo olioly, matevina ary tsy dia lava ihany koa.

Mbola mitohy foana ny 𝗽𝗿𝗼𝗺𝗼𝘁𝗶𝗼𝗻 = 𝗽𝗿𝗲𝘀𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 à 𝗱𝗼𝗺𝗶𝗰𝗶𝗹𝗲, à 𝗽𝗿𝗶𝘅 𝗮𝗯𝗼𝗿𝗱𝗮𝗯𝗹𝗲☺️

08/05/2025

Te hanana volo “ 𝗰𝘂𝗿𝗹𝘆 ” ve ianao sa mba te hiavaka amin'ny volo mahazatra ? Nefa tsisy olona afaka manao ny volonao 🥹.... Aza manahy 🤗

𝐂𝐮𝐫𝐥𝐲 𝐛𝐲 𝐀𝐧𝐧𝐲 dia afaka manampy hanatanteraka an'izany fanirianao izany 🥰.Araka hitantsika amin'ny sary izao ny endrika ilay izy, jere anie fa 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐛𝐞 𝐦𝐚𝐡𝐚-𝐭𝐞 𝐡𝐨 𝐭𝐢𝐚 😍.
Ka aza misalasala intsony arany ianao, fa tonga dia mandefasa hafatra miafina amin'ity pejy ity (mba ahafahanao haka fotoana hanamboarantsika ny volonao ho lasa “ 𝗰𝘂𝗿𝗹𝘆 𝗺𝗮𝗳𝗮𝘁𝗶𝗳𝗮𝘁𝘆 ”). Noho izany, 𝗣𝗥𝗘𝗦𝗧𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 À 𝗗𝗢𝗠𝗜𝗖𝗜𝗟𝗘. Hataontsika ho fahafahana olon-drehetra ny vidiny fanamboarana azy izany hoe “ À 𝗠𝗜𝗡𝗜 𝗣𝗥𝗜𝗫 𝗲𝘁 𝗔𝗕𝗢𝗥𝗗𝗔𝗕𝗟𝗘 ”.

NB :Fantaro anefa fa ny “ 𝐩𝐫𝐨𝐝𝐮𝐢𝐭𝐬 ” ho ampiasaina dia natoraly izay hahasalama ny volonao ... Tsy hahatahorana hanimba na hampiova ilay volo 💁🏼‍♀️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo