Medrika beaute

Medrika beaute

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Medrika beaute, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarive, Antananarivo.

Photos from Medrika beaute's post 12/05/2025

😍😍Promotion vaovao Ho atsika misy varis 😌
😓Manala varis ,mora ampiasaina sady manala fanaintainana 😱Manalefaka ny hozatra 💪

💔💘 Prix 15.000ar

👉 037 68 593 74
🏃🏃 Manao livraison partout 🏃🏃

11/05/2025

Promotion vaovao atolotray ho anareo n'a lehilahy na Vehivavy
💚 Mampalefaka sy mampangirana ny volo
💙 Tsy mifidy karazambolo n'a miloko,n'a volo ringitra ,n'a volo vakivaky sns...💘
SHAMPOING CHEVEUX
😍😍 PRIX PROMOTION : 12.000ar
Manao livraison Tana sy Province
Contact : 037 68 593 74

11/05/2025

📢📢️TONGA NY 🏃‍️🏃

Savon à base de LAIT DE CHÈVRE 🐐 🐑🥛
Mandalo ihany an 😍NATURE , ROSE ,MIEL , OLIVE

⚠️⚠️⚠️9️.0️0️0️AR ⚠️⚠️⚠️

✅️Mampalandina sy mampalefaka hoditra
✅️Manasitrana hoditra marary , misy mony , tasitasy sns
✅️Mampazava hoditra be mihitsy
✅️Nourrissant izy sady manala ireo excès de sébum sns ....
📌Mety amin'ny tarehy sy vatana (hanasana tarehy sady afaka androna)
📌Mety hoany ankizy sy ny olon-dehibe

❗️❗️❗️STOCK TRES LIMITÉ ❗️❗️❗️
👉Mandefa any aminy faritra 🚙📦
👉Manao livraison à partir 3000ar

☎️037 68 593 74

Photos from Medrika beaute's post 11/05/2025

👋👋 Arrivage ho atsika te andoko volo misy loko = 》 Marron cafe, Nature Brown, Noir, Aubergine, Gold (400 ML flacon )

= 》 Tsy manimba volo fa mampaniry sy mandoko volo fotsy, mandoko volo rehetra
= 》 Tsy misy Oxydant sy amonyac
= 》 Mety@ volo rehetra

Prix 23.000Ar

=》 Manao livraison Tana sy Province
Frais de livraison a partir 3.000ar

* Raha mahaliana anao.ary dia.mandefasa hafatra miafina na miatso mivantana ny
》》 037 68 593 74

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarive
Antananarivo