Eula-Rotsy

Eula-Rotsy

Share

Bienvenue sur notre page familiale ! 💕
♥️🫶 famille 👉ANDRISOA RAKOTONIRINA ❤️🫶
👶👸Rotsy👑🧸

07/06/2026

Misy arendrina (1) carton maningana ao fa tsy matotra ilay Saika haka azy 🥺.
Hoavy indray ny arrivage manaraka😊
Efa nisy fotoana ny publication teto am page nahatratra 6 K mahery ny partage ( ra Tonga amin’izay ity pub ity dia asiko jeux goûter indray avant arrivage manaraka )

06/06/2026

Koa satria feno 1K ilay partage dia ity ny valiny ary ❤️

06/06/2026

Hello hello ❤️ Misy recrutement ato amin’i Eula- Rotsy :
Sao Misy Liana ? Mitady olona hanao live .19 à 28 ans
Olona mazoto, manana traikefa, a l’aise tsara devant camera . Mahay mi- animé live tsara .
Ra Misy Liana dia mandefa mp: mandefa video fohy Toy ny hoe mivarotra . Olona disponible foana isan’andro après midi . ( tsy mitaky diplôme be fa ireo voazala ireo ihany ny condition ) 😊
no farafandraisana video . Ireo izay mandefa video ka andefasako msg dia manao entretien ny samedi ho avy izao .

05/06/2026

Ody o, Tonga ny arendrina.
Izay anodimbola fa prix tataka be . Tsy mandefa en detail fa en carton ihany . Misy carton surprise kely otrznio ao anaty carton . Carton miavaka ity fa tsy misy manana . Mp ary ra anao commande eh 💝❤️

Photos from Eula-Rotsy's post 03/06/2026

Ho avy ny arendrina am carton ho anareo izay Mbola hivarotra . @ zoma avokako ny sary s’y ny detail ❤️

03/06/2026

Goûter vao maraina . Mi- mentionner namana 10 + partage . Rehefa feno 1K partage ataoko ny tirage

01/06/2026

Hello hello 🎀
Nanaona Ny fety tao ? iza ilay Mbola tsy nahazo credi na cadeau mihintsy nef efa ela nanaraka ny page
MBA manaova kel coucou eo am com’s fa hojereko manokana 💝❤️

31/05/2026

Miarahaba ny reny rehetra ❤️🎀

30/05/2026

Zao indray ono no malaza eh . 😍

29/05/2026

Rehefa maka sary🎥📹 sary zato sy arivo fa Ray ihany no mahafapo ❤️💋
Bonne journée. Rapitso ny valin’le cadeau surprise fête de mère an

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Mahamasina
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00