Soa'Style

Soa'Style

Share

��Stylé & Qualité à Mini Prix ���������

14/08/2026
13/08/2026

🔥 IZA LE MBOLA TSY NAHAZO OOO !!! 😍🔥

🚨💥 PROMOTION BE IZY ZAO AAA ! 💥🚨

‼️🌸 DÉO ROLL-ON LA VIDA ES BELLA 🌸‼️
.✨ Parfumé • Fraîcheur • Efficacité 24H

❤️❤️💰 7.000 Ar MONJA !!! 😱🔥❤️❤️

🚨 Tonga de "JP LA VIE en mp" ✅24H bé✅

🥰 Fraîcheur maharitra
✨ Parfum féminin sy élégant
🛡️ Efficacité 24H
🌷 Mahatonga anao hahatsapa ho madio sy parfumé mandritra ny andro
Net: 50ml

EFA betska no nahazo ah!! ny stock limité 😍

📞 Commande : 032 02 627 42
☎️ Livraison possible

10/08/2026

🔥 LEO NIFY MAVO SY FENO TASY VE IANAO ? 😩🦷

Te hanana tsiky madio, mamirapiratra ary fofona vava fraîche lalan-dava ve ianao? 😍✨
🖤 DR. DAVEY CHARCOAL DEEP CLEAN TOOTHPASTE no mety ho mpiara-dia aminao!

✨ Nahoana no tianao izy?
🖤 Charbon actif → manampy amin'ny nettoyage en profondeur
✨ Manampy manala tasy amin'ny nify
🦷 Manampy mampamiratra ny nify
🌿 Manampy mitazona fofona vava fraîche lalan-dava

✅Mety hoan fianakaviana rehetra
✅Net: 100g

💎 Ho an'ny tsiky madio sy mahasarika kokoa
😍 Jereo ny AVANT ➡️ APRÈS ary eritrereto ny tsikinao!

💥 PROMO : 15.000 Ar ihany 💥
📦 Stock limité !
👉 Aza avela hanafina ny tsikinao ny nify misy tasy!
📩 MP izao raha hanafatra. 🛍️✨

☎️ 0320262742
🚛 Livraison manerana ny Nosy

07/08/2026

☀️🍊 DISAAR VITAMIN C SUNSCREEN SPF 50 — 3EN1 🍊☀️
Ilay protection solaire sady soin ho an'ny tarehy! 😍

Tsy crème solaire tsotra fotsiny fa sady 3EN1 izy ka manambatra PROTECTION ☀️ + SOIN ✨ + HYDRATATION 💧 ao anaty produit iray!

Protection solaire + Anti-tache + Anti-ride ✨
🤍 Crème non teintée • non grasse • légère • 50ml
💧 Hydrate & résiste à l’eau
✨ Manampy amin'ny tasy, imperfections, mony ary ridules
🌿 Mety amin'ny karazana hoditra rehetra, na sensible aza.
☀️ SPF 50 / UVA + UVB PA+++ — manampy miaro ny hoditra amin'ny taratra UV sy ny fahasimban'ny masoandro.

🧴 Mode d’emploi : Apetaho maraina, alohan'ny hivoahana 15-20min. Avereno rehefa ela eny amin'ny masoandro na avy nisasa/rano.

💰PRIX 15.000 Ar seulement
🛵 LIVRAISON GRATUITE CENTRE-VILLE (périphérique miankina amin toerana)
📩 Aza miandry hiseho ny tasy vao miaro ny hoditra — COMMANDEZ MAINTENANT ! ❤️
☎️ 0320262742

30/06/2026

🚨 STOP aux taches, blackheads et rides ! 🚨
Mitady produit iray afaka manadio sy manatsara ny hoditra ve ianao?

👉 Ity no vahaolana : LUNDBORLY Rice Deep Cleansing Peel Off Mask 🌾

✔ Nettoie profondément ny pores
✔ Manampy mampihena tasy sy imperfections
✔ Manalefaka rides sy ridules
✔ Mampihena blackheads
✔ Mampamirapiratra sy manalefaka ny hoditra

💥 17 000Ar seulement en vente flash

📦 Stock limité — premier arrivé, premier servi!

📝 Fomba fampiasana :
1️⃣ Sasao tsara ny tarehy
2️⃣ Apetraho manify amin’ny tarehy (aza atao amin’ny maso sy molotra)
3️⃣ Avela ho maina 15–20 minitra
4️⃣ Esory moramora ilay mask

⚡ Conseil : Ampiasao 2 à 3 fois isan-kerinandro ho an’ny vokatra tsara kokoa.

📩 Mp dieny izao na mametraha commentaire hoe “Liana” fa voafetra ny stock!

Livraison possible
Contact : 0320262742

26/05/2026

‼️‼️ PROMOTION FLASH à 22.000AR‼️‼️

✨🍋 HODITRA MAMIRAPIRATRA & VOAARO ISAN’ANDRO! ☀️💛

Mitady produit hanome hoditra mazava, malama ary voaaro amin’ny masoandro ve ianao? 😍
👉Ity Pack Vitamin C Pretty Cowry ity no atolotray hanampy anao hahazo hoditra mamirapiratra sy voakarakara isan’andro ✨

💛 Body Lotion Vitamin C (48H d'hydratation)
✔️ Manampy hampamiratra hoditra
✔️ Mamelona sy manome hydration lalina
✔️ Manalefaka sy mampamirapiratra ny teint
✔️ Manazava oditra X20 sy mampitovy tantanana azy
🧴 Net: 400ml

☀️ Écran Solaire SPF50 PA+++ (face and body)
✔️ 6 jours ihany de ahitana vokatra 🥰
✔️ Miaro amin’ny taratra UV
✔️ Manampy hisoroka fahamaintisana sy tasy
✔️ Manala tsikelikely ireo ride amin tarehy
✔️ Texture légère, tsy mavesatra amin’ny hoditra
🧴 Net: 50ml

🌼 Mety amin’ny karazana hoditra rehetra
💧 Hoditra voahydraté, malama ary mamirapiratra isan’andro!

💰 Prix : 22 000 AR monja
📞 Commande : 0320262742
🛍️ Soa’Style
⚡ Aza tara fa stock voafetra! 😍

30/04/2026

❤️​🌟 TAREHY MADIO SY MAMIRAPRATRA AO ANATIN'NY SERUM IRAY MONJA! 🌟❤️

.🌾🌾Vita avy amin'ny VARY fotsy🌾🌾

‼️‼️PROMO BE 10.000Ar de manja Kely 😍

​Leo tasy, kentrona, mony, sa feno point noir ny tarehy? Ny Lundborly Rice Face Serum no vahaolana tsara indrindra ho anao! 🍚

​Nahoana no ity no hofidinao?
✅ Manala tasy sy mony: Madio sy malama tsara ny tarehy.
✅ Mampamirapiratra: Manaisotra ny takotako sy ny fahasosoran'ny hoditra.
✅ Anti-ride: Miady amin'ny fahanterana sy ny kentrona.
✅ Hydratation: Manome hamandoana maharitra sy tarehy "frais" foana.
✅ Natao hoan'ny karazana oditra reetr na très très sensible aza (malefaka)

.❌❌SANS EFFET SECONDAIRE ❌❌

​🌸 Fampiasana azy: Hosorana gouttes 2 ka hatramin'ny 3 isa-maraina sy isan-kariva amin'ny tarehy madio. Atao massage moramora dia ho hitanao ny vokany!

​📍 Mp avy hatrany !

☎️ Contact: 0320262742
👉 Misy livraison manerana ny Nosy!
​

Category

Website

Address

Anosipatrana
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa'Style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.