Bell'Hair
❤️Une touche de douceur et d’élégance pour vos cheveux. Nos produits hydrate, protège et sublime votre chevelure au quotidien🥰
14/07/2026
🍀Fa ny qualité no mi compte anie ee😘
❌Aza manandrana ity Crème coiffante Bell'Hair ity raha tsy te ho tamana ❌
Merci beaucoup ho anzareo any andilamena any 🥰💖
Livraison spéciale aujourd'hui Crème coiffante 500ml 2 ✅
Prix 500ml 45.000Ar💵
100ml 10.000Ar💵
13/07/2026
❤️❤️''Coucou ndry, efa tena fa nisy fiovana aki le voloko ah😍 efa lasa matevina aki ah sady niova mintsy ny hoza-boloko aki nefa vao ilay 1 boite iny🥰 miandry azy ho lava sisa''❤️❤️
🚨Tsy izahay no miteny fa ny mpanjifa🚨
✅Boite 1 iany no nampiasainy teto dia efa nahitany résultat otrzao😇✅
💖Hatreto zay nampiasa dia afapo daoly 🥰
💞 Merci beaucoup aki nahatoky neny a💞
💵Vidiny 100ml 10.000ar💵
12/07/2026
🚨Fa io anie zay mampiasa iany no mahita ny hatsaràny e😍❤️
✅Hatreto zay nampiasa dia afapo daoly🥰✅
⛔Somary simba ny loko sy appareil chauffant ny volony dia nisafidy ny ampiasa produit tato aminay izy🥰
🍀Vao voalohany nampiasa dia efa afapo sahady❤️
💖 Mankasitraka bedebe ho anito cliente mamikely ito nametraka fitokisana taminay🥰💖
Ho anareo zay mila:
❤️ Crème coiffante 💵
100ml 10.000ar
500ml 45.000ar
❤️ Masque TANJAKA 💵
🌿Soin hydratant et nourrissant
250ml 25.000ar
11/07/2026
‼️ Miongotra be foana ve ny volonao isakiny mibango volo ⁉️
🚨 Tsy voatery hiaina izany isan'andro ianao😇🚨
🍀Omeo ny volonao ny fikarakarana ilainy miaraka amin'ny Crème Coiffante Bell'Hair💖🥰
Mampijnona ny miongotra ✅
Manala ny vakivaky sy tapatapaka ✅
Mapaniry sy mitsabo volo simba ✅
Prix : 100ML 10.000Ar💵
Mandefasa Mp dia ataovy ny commandenao 🥰💖
09/07/2026
🚨Zavatra 3 tena ilaina raha te hanana volo salama : 🚨
✔ Mikarakara tsy tapaka ny volo.
✔ Manao soin mifanaraka amin'ny type ny volonao.
✔ Mampiasa 'Hair, hanome sakafo ny volo, hiaro azy tsy ho maina ka iongotra sy tapatapaka ❤️
🍀Tsy avy amin'ny produit miracle no ahazoana volo tsara, fa avy amin'ny fikarakarana tsara sy ny vokatra mifanaraka aminy.💞
Ary ianao, iza amin'ireo 3 ireo no mbola tsy ampy aminao?
07/07/2026
Mahafaly anah fona no mahita anareo hafapo be am produit vokarinay🥰❤️
Mankasitraka bdb anzareo avy any Tanambe🙏❤️ fa tena ela be anie vo lany marina e😁
Commande spéciale kely androany 2 be zao🤩🫨
Mampiasà finaritra kia de mirary soa a💞 Misaotra nahatoky 💞
06/07/2026
Mangatsika izao ny andro dia aza adino ny miaro ny volonao amin'ny ity crème coiffante Bell'Hair ity❤️🩷
Mba tsy ho tapatapaka sy maina 🤔
Prix 10.000Ar
❌ SANS HUILE COCO ❌
❌SANS HUILE DE RICIN❌
❌Manana olana @ resaka volo ve ianao sa tsy mety maniry mintsy??❌
❤️Natao ho anao ity crème coiffante ity🥰
🍀Ahitanao huile stimulante karazany maro ao anatiny toy ny: 🚨Romarin
🚨 Moutarde
🚨 Fenugrec
ary huile hafa mitsabo ny tahombolo🥰❤️
💵100ml 10.000ar💵
Click here to claim your Sponsored Listing.
