Beautissima
Sublimez-vous, rayonnez sans limites. ✨
Émission de beauté sur Kultura TV tous les samedis de 18h à 18h30. Canal + chaînes 210. Startimes 113.
Salama eh 🥰
Entanina isika izay tia manao shopping rehetra hijery ny fandaharana rahampitso miaraka amin’ny Tentation shop 👌😘
Salama daholo 🥰
Torohevitra kely avy amin’ny Iriko amin’ny fikojakojana ny rofia 👌
Salama jiaby 🥰
I by Fannyh no hivahiny ato amin’ny fandaharana Beautissima ny sabotsy ho avy izao 👌❤️
Araho ary fa ahitana zava-baovao indray 😉
Salama daholo eh 😍
Torohevitra kely avy @ « TR Art creatif »momban’ny fomba fiankanjo afaka atao amin’ny snood sy écharpes 😘🤩
Salama daholo eh😍
Ianareo ihany koa ve tia poketra vita Malagasy?
Eto indray ary dia tanora Malagasy misehatra amin’ny fanaovana poketra vita Malagasy 100% i « Iriko » ❤️
Araho ary 🤩
Salama daholo eh 🥰
Torohevitra amin’ny bling and Shine indray 👌 amin’ny resaka accessoires indrindra rehefa makeny amin’ny plage 😘
Akory aby oh 🥰
Ho an’izay tia resaka snood, plaid, écharpes ireny dia mety aminao ity fandaharana handeha amin’ny sabotsy ity miaraka amin’ny « TR-Art Créatif »👌😘
Salama daholo eh 🥰🌺
Tafatafa niarahana tamin’ny Haya collection indray izy ity 😉
Ny vehivavy moa dia tsy maintsy misy zavatra kely tsy misaraka amin’ny mihitsy isanan’andro 🤩
Salama daholo eh 🥰
Bling&Shine no vahinitsika amin’ny sabotsy ho avy izao ❤️😘
Ho an’izay tia accessoires eny amin’ny plage eny na izay tia bling bling mihitsy 🌺✨
Salama daholo eh 🥰
Hafatra kely avy amin’ny agence com’P ho an’izay te hisehatra amin’ny fanaovana hôtesse sy animatrice, eny na fiantrehana ny fiainana andavanandro mihitsy ary 👌😇
Category
Website
Address
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Beautissima posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
