Fy Cosmetics
π ππ«ππ§π ππ¨π« πππππ, ππππ ππππππ , πππ ππ§π ππππ
09/05/2026
Efa azonao ve ny gloss Fy Cosmetics anao ? β¨
Raha mbola tsia, izao no fotoana hamirapiratanao. π€©
Molotra mamirapiratra sy tsara tarehy aminβny hosotra iray monja π€
Alaivo izao ny anao. π
Com agency : The Head & Not The Tail
Photographer : Eric Vahy
20/04/2026
Tsy kisendrasendra ny anaranβny Gloss anay. π€
Ny loko tsirairay dia maneho ireo vehivavy : mendrika, manan-tantara, tsy hay hadinoina ao aminβny Baiboly.
Ity iray ity kosa dia maneho anβi Estera. ππΉ
Tsara tarehy, be herim-po, manintona.
Kanto, sahisahy, tsy azo odian-tsy hita. β¨
Com agency : The Head & Not The Tail
Photographer : Eric Vahy
16/04/2026
Eny, mbola eto izahay. β¨
Ana, ilay loko iray hampiavaka anao πΈ
Ho avy tsy ho ela eo aminβny molotrao π
Prix : 35.000 Ar
π Livraison Partout Γ Madagascar
βοΈ Commande uniquement en Message PrivΓ©
Com agency : The Head & Not The Tail
Photographer : Eric Vahy
31/03/2026
Zavatra mamiratra kely fanampiny hanampiana ny fahamanjanao β¨
Gloss Fy Cosmetics - Rota
Comm Agency : The Head & Not The Tail
Photographer : Eric Vahy
28/03/2026
Na dia tompondaka aminβny Slalom aza izy, tsy adinony ny gloss FyCosmetics-ny π
Fy Cosmetics π
Com agency : The Head & Not The Tail
Photographer : Eric Vahy
26/02/2026
Salama daholo! Fy no anarako π
Araka ny efa fantatrareo dia namorona ny marika ana gloss-ko aho, tsy ho anβny hatsarana fotsiny fa indrindra hanambara ilay fahatokisan-tena efa ao anatinao β¨
Fy Cosmetics dia tsy gloss tsotra fotsiny.
Fa famirapiratana kely,
fahatokisan-tena fanampiny,
ary ilay βwowβ kely rehefa mijery ny tenanao eo aminβny fitaratra ianaoπ
Ny loko tsirairay dia noeritreretina hanasongadina, hanalefaka ary hampamirapiratra, tsy ho be loatra anefa, fa aminβilay ampy tsara mba hahatonga anao hahatsapa ny fahatsaranao sy ny herinao.
Fy Cosmetics dia mihoatra noho ny marika tsotra.
Toe-tsaina izy πβ¨
Photographer : Eric Vahy
Communication Agency : The Head & Not The Tail
18/02/2026
Estera ππΉ
Prix : 35.000 Ar
βοΈ Commande uniquement en Message privΓ©
π Livraison partout Γ Madagascar
16/02/2026
DΓ©borah π€β¨
3 sisa ny aoπ€©
Prix : 35.000 Ar
βοΈ Commande uniquement en Message privΓ©
π Livraison partout Γ Madagascar
14/02/2026
SOLD OUT ny MARTA ! π
Wow, misaotra ny @ fitiavanareo ! π₯
Miverina ny commande en ligne, mbola tsy tara raha izao vao hi-commande izay ambiny ao π
Photographer Eric Vahy
Communication agency The Head & Not The Tail
14/02/2026
Poziko mahita anao tsy miraika ny hakaty @ Krasiv mihintsy π
Za moa zany efa niteny hoe adroany no farany @ ilay pop up π Aty @ Dyve Garden, Anosivavaka π
Click here to claim your Sponsored Listing.
