Rayan Goold
🇲🇬🇲🇬
05/12/2025
hello 💗
n'y aty tanana 🥰
14/10/2025
🤣🤣
14/10/2025
vaovao mahafaly
nony firahisankina ireo vahoka
dia nivaly n'y tolona natahotsika vahoka
izay niantomboka taminy 25 septembre taona 2025
Téo ka hatramizao 14 octobre 2025
niala Téo fitondrana n'y firenena n'y filóha Téo aloha Andry nirina rajoelina taminy 4:00
betsaka n'y Faly Ary bé hiany kou ireo
nalahelo
Téo anivonizay anefa dia tsy nisy fandrosona
vitany ity filoha Téo alo ity fa dia kirendrarendra no nameno ny teto firenetsika
ra olona afa no nitondra Téo
arakizao fahitanareo sary Zao
efa lasa avalitra isika🥰🇲🇬
tompokolahy sy tmpokovavy masina n'y tanindrazana🇲🇬💪🏼
10/10/2025
Salama mañasa anao mba anaraka pege fa mety
Ahitanao ireo zavabaovao sy sns abonné vous 🥰🇲🇬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
LOVASOAH
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |
