Sava's vanilla

Sava's vanilla

Share

Une vanille pure et de qualité supérieure, gage de santé. 🏆

18/08/2026

🤎 Préparation de notre vanille, avec soin et passion.

Sava's vanilla 🏆 🥇— La qualité au cœur de notre travail.

Photos from Sava's vanilla's post 18/08/2026

🤎 SAVA'S VANILLA ! 🇲🇬

Faly izahay mampahafantatra anareo fa mbola manana vanille amin’ilay qualité voalohany izahay, voafantina sy voaomana tamim-pitandremana.

🔸 Vanille Bourbon — TK & Gourmet
🔸 Vanille Mexique — TK & Gourmet
🔸 Vanille Mexique Pomponna — TK & Gourmet
🔸 Vanille Tahitensis — TK & Gourmet

Ary tsy mijanona amin’ny vanille gousse ihany ny vokatray. Manolotra ihany koa izahay:

🤎 Extrait de Vanille
🤎 Grains de Vanille
🤎 Caviar de Vanille

Ny tanjonay dia ny hanolotra vokatra tsara kalitao, voafantina tsara ary azo itokisana, ho an’ireo clients, professionnels ary partenaires mitady vanille avy any SAVA. 🇲🇬

Ho an’ireo efa niara-niasa taminay, misaotra hatrany amin’ny fitokisana. 🤝
Ary ho an’ireo mbola tsy nanandrana ny vokatray, tongasoa eto amin’ny Sava’s Vanilla! 🤎

📩 Raha liana amin’ny vokatra na mila fanazavana momba ny disponibilité sy commande, aza misalasala mifandray aminay.

📞 Contact : 037 42 514 69 / 038 67 543 41

WhatsApp : 037 99 143 56.

Sava's vanilla 🤎
La qualité de SAVA, préparée avec passion. 🇲🇬

Photos from Sava's vanilla's post 18/08/2026

😎🤞TSY NANJAVONA IZAHAY… NIASA MANGINA FOTSINY! 🔥

Elaela izay no tsy nahitana publication teto amin’ny page, fa tao ambadiky ny fahanginana dia niasa sy nanomana izahay.

Nifantoka tamin’ny fifantenana, fanomanana ary fikarakarana vanille tsara kalitao izahay, satria ho anay dia tsy ampy ny hoe manana vokatra — fa ny zava-dehibe dia ny manolotra vokatra azo itokisana sy mendrika ny mpanjifa. ✨
Ho an’ireo clients efa niaraka taminay hatramin’izay, mankasitraka indrindra ny fitokisana sy ny fanohanana. 🤝🤎
Ary ho anareo izay mbola tsy nanjifa teto amin’ny Sava's vanilla, tongasoa!
Mbola eto izahay, mbola mamokatra, mbola manomana, ary mbola vonona hanolotra vanille avy any SAVA ho anareo. 🇲🇬

📩 Te hahafantatra ny vokatra misy? Aza misalasala mandefa message aminay.

Sava's vanilla 🤎
From SAVA, with passion and quality. 🇲🇬

Photos from Sava's vanilla's post 13/08/2026

Tsara ho fantatra momba ny Vanille avy any SAVA

Amin’izao fotoana izao dia miakatra ny vanille maitso any SAVA, izany hoe efa vanim-potoana fakana ny vanille eny an-tanimboly ka entina amidy mbola maitso.
Ao Andapa dia ahitana ihany koa ny Vanille Mexique sy Pomponna, izay vanille ngeza, lava, matavy ary tena manitra. Anisan’ny vokatra miavaka any SAVA izy ireo ary tsy latsaka amin’ny kalitao.

🏆 Sava's vanilla dia cultivateur sy mpanao préparation de vanille. Izahay dia miasa mivantana amin’ny vanille, manomboka amin’ny famokarana ka hatramin’ny préparation, mba hahazoana vanille tsara kalitao sy voakarakara tsara.

🤎 SAVA’S VANILLA — Vanille avy amin’ny tany, voakarakara amin’ny fitiavana.🏆

10/08/2026

Sava's vanilla 🏆

Photos from Sava's vanilla's post 08/08/2026

🇲🇬 SAVA’S VANILLA 🇲🇬

✨ L’EXCELLENCE DE LA VANILLE DE MADAGASCAR ✨

🖤 Bourbon TK & Gourmet
🌿 Mexique TK & Gourmet
🌺 Mexique Pomponna

Des gousses soigneusement sélectionnées, préparées avec passion et conditionnées avec soin pour préserver leur parfum, leur qualité et leur authenticité. 🤎

🌱 Directement de Madagascar
📦 Gros & détail
🚚 Livraison & expédition disponibles

📩 Commandes & informations : contactez-nous en privé. 0386754341 / 0374251469.

SAVA’S VANILLA
L’authenticité de Madagascar dans chaque gousse.

Photos from Sava's vanilla's post 03/08/2026

SAVA'S VANILLA ,La qualité qui fait la différence. 🏆

Découvrez notre Vanille Bourbon et notre Vanille Mexique (Pompona) de qualité premium, soigneusement préparées à Madagascar.

✅ Qualité supérieure
✅ Arôme naturel et intense
✅ Prix compétitifs

📦 Stock disponible.
☎️ : 0386754341 / 0374251469.

Sava's vanilla 🏆 – La qualité qui fait la différence.

03/08/2026

🏆Salama sy arahaba tompoko.

Izaho no mitantana mivantana ny pejy Sava's Vanilla. Faly sy mankasitraka indrindra anareo rehetra izay efa nanohana anay hatramin'izay, ary tongasoa ihany koa ireo vao tonga eto amin'ny pejinay.

Ao amin'ny Sava's Vanilla, ny tanjonay dia ny hanolotra vanille 100% avy any amin'ny faritra SAVA, Madagasikara, voafantina sy voakarakara amim-pitandremana, mba hahafahan'ny mpanjifa mahazo vokatra manara-penitra sy azo itokisana.

Ho anay, ny fitokisana no laharam-pahamehana. Noho izany dia vonona hatrany izahay hamaly ny fanontanianareo rehetra, hanome fanazavana mazava momba ny vokatra, ary hifanerasera aminareo amim-panajana sy amim-pahatsorana.

Raha efa mpanjifanay ianareo dia misaotra indrindra tamin'ny fitokisana. Raha mbola tsy nanjifa kosa dia manasa anareo hahafantatra bebe kokoa ny vokatray. Manantena izahay fa ny kalitao sy ny fahatsoran'ny fifandraisana no hahazoanay ny fitokisanareo.

🌞 Mirary Alatsinainy sambatra sy herinandro feno fitahiana, fahasalamana, hery ary fahombiazana ho anareo rehetra. Enga anie izay rehetra kasainareo hotanterahina amin'ity herinandro ity hahita vokatra tsara.

Misaotra indrindra tamin'ny fanohanana sy ny fitokisana.
Sava's Vanilla – Ny kalitao no mampiavaka anay.

01/08/2026

Bourbon planifolia 16-20cm , Sava's vanilla 🏆

Photos from Sava's vanilla's post 31/07/2026

🌿 Mirary Zoma mahafinaritra ho antsika rehetra! 🤎

Faly izahay ato amin'ny Sava's Vanilla mampahafantatra anareo ireo karazana vanille avo lenta sy voafantina tsara izay misy ato aminay:

✨ Vanille Mexique (Pomponna) – TK & Gourmet
✔️ Tsaram-pofona sy lehibe
✔️ Mety amin'ny indostria sy ny fampiasana amin'ny sakafo isan-karazany

🌱 Vanille Bourbon – TK & Gourmet
✔️ Kalitao avo indrindra avy any SAVA
✔️ Hanitra mahery sy tsiro miavaka
✔️ Safidy tian'ny mpanjifa eto an-toerana sy any ivelany

🌸 Vanille Tahitensis – TK & Gourmet
✔️ Hanitra mamy sy miavaka
✔️ Tena mety amin'ny pâtisserie, chocolat, glace ary parfumerie

🤝 Raha mitady vanille voajanahary, kalitao tsara ary azo antoka ianao, dia vonona izahay hanompo anao.
☎️ 0386754341 / 0374251469

Sava's Vanilla – Ny kalitaon'ny vanille avy any SAVA, ho an'izao tontolo izao. 🌍🌿

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Avaratr'Ankatso
Antananarivo