MALALa nirinahaingo

MALALa nirinahaingo

Share

Coiffure ๐Ÿฅฐ๐Ÿ’‡๐Ÿฝ,
onglerie ,๐Ÿ’…๐Ÿฝ
ร‰sthetique๐Ÿ‘„
Mifanoro ,mifanampy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

27/07/2026

๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ‘‹๐Ÿ˜โ€ฆMbola ato ve nareo zay .sa efa lasa dahole ๐Ÿ˜…๐Ÿ˜‰

06/07/2026

๐Ÿ‘ฏAleo afanaina aloha le andro e๐Ÿฅฐ
๐Ÿ˜…Mirary herinandro feno fifalina ๐Ÿ˜Š

MALALa nirinahaingo

25/06/2026

๐Ÿค—..Mirary fety sambatra , Ny Asaramanitra ho antsika malagasy rehetra ๐ŸŽ‰๐ŸŽŠ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŽ†

MALALa nirinahaingo

22/06/2026

โžก๏ธ๐Ÿ˜…Refa ririna otrizao ๐Ÿฅถ
๐Ÿ˜‹De lasa mihinankanina fotsiny

โžก๏ธ๐Ÿค— De lasa mahazo takolaka tsara
Ampitomboy le akanjo fa trop ity๐Ÿคง
MALALa nirinahaingo

15/06/2026

โ˜บ๏ธManaona ny atsika any aminareo
๐Ÿฅถ Nenay aty efa tina hitsoahana mintsy fa mapijaly๐Ÿ˜ช

๐Ÿฅฐ Bonne journรฉe dahole
๐Ÿ‘.. De mirary herinandro feno vola sy fasalamana ๐Ÿ™๐Ÿค—

MALALa nirinahaingo

05/06/2026

๐Ÿ‘‹ ๐Ÿ˜˜
๐Ÿค—..Ho anao io mihintsy
๐Ÿ™ Hahazo fitahina mihotra anie ianao
Ary fahasoavana tsy tambo isa ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ™Raha matoky ilay Andriamanitra
Amizay hatao , sy madeha aminy fahamarinana hatrany ๐Ÿคโœ…
๐Ÿ˜ดSoava ny alina Dahole isika ๐Ÿ˜˜

Aza adino manasa namana hiabone page
MALALa nirinahaingo

24/05/2026

๐ŸŽ‰..Joyeux pentecรดte ๐Ÿงš๐Ÿ•Š๏ธ

๐Ÿ™..Ny valiny ilay lalao antsika tato
Nisy maromaro nahamarina โ˜บ๏ธ..
๐Ÿค— De zao ary no anaovana azy e
๐Ÿ‘‰..Izay comantaire Farany hitako ato aminy ity
Publication ity mandrapatonga ny Rapitso maraina no mahazo avy hatrany ilay goute๐ŸŽ‰๐Ÿ’ต๐Ÿ˜

๐Ÿ™.. Metioneo namana ary ,de izay abone hatrany no mahazo , Partageo โ˜บ๏ธ
Apetraho ny Afaka adefasana ilay vola ,na Yas ,na Airtel ๐Ÿค—.. Mirary soa hatrany โ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธ
MALALa nirinahaingo

16/05/2026

Coucou ๐Ÿ‘‹
Elaela nangina tsika tato e
Aleo asina jeu goutรฉ ndray ary e โ˜บ๏ธ
Io ary de tsapaho ny vintana ๐Ÿงš
Isa miafina (02) Fa mety enao no mahazo
Mitsatoka indroa (02) ihany no mety oh

Izay abone page no mahazo
De mentioneo namana ary๐Ÿ™?MALALa nirinahaingongo

08/05/2026

He๐Ÿ‘‹.. Ndao hosoloina Fihezahana ilay hakamona
De ndao fa mila mandroso na sarotra ary lalana ๐Ÿ˜”
Tsisy tonga Lafatra fa ianao vonona no ilaina
Ndao ary fa ilay Tanjonao no mila vitaina โ™ฅ๏ธ๐Ÿ™

Mirary zoma feno fifalina oh๐Ÿ˜˜
MALALa nirinahaingoingo

01/05/2026

๐Ÿคฉ volana May ,,Volana mamy kely ๐Ÿ˜

๐Ÿ™Ho tanteraka aminao anie izay zavatra hirinao ๐Ÿ’š
๐Ÿ™Ho azonao amizay le vola tedavinao ๐Ÿค—
๐Ÿ™Ho feno fahasoavana bediabe๐Ÿค—๐Ÿ’š

Araho hatrany page fa hanomana kilalao aMALALa nirinahaingonahaingo

Category

Website

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MALALa nirinahaingo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.