Sanda Beauty Maker
✂️ Coupe & coiffage sur mesure
🎨 Coloration & mèches tendance
💆♀️ Soins capillaires professionnels
11/05/2026
Ety Antanetibe ry papa isany no misy anay an 😌
Raha tianao ho manja be toa izao ny volon’ilay vady malalanao 💇♀️✨
Aza variana mijery ny an’ny hafa fa ny anao no kolokoloina atao mamiratra sy mampitsiriritra olona 😌❤️
Message ho an’ireo vady mahafinaritra,miavaka sy tia mikarakara ny vadiny rehetra 💌YOU RE THE BEST
🤳Antsoy aho raha tsy afaka manatona ianareo fa afaka mikarakara anareo any antrano koa aho📌
02/05/2026
💇♀️✨ Izy izao isan’ilay cliente tsy hita raha tsy isaky ny 3 semaines satria “mitana be hono le volo” 😅🔥
Aza matoritory anefa fa mbola afaka mandray anareo foana aho raha te ho karakaraina tsara otr’izao ny volonareo 🫶✨
📅 Misokatra :
➡️ Mardi
➡️ Jeudi
➡️ Vendredi
➡️ Samedi
⏰ Manomboka amin’ny 8h hatramin’ny 17h
📍Afaka mandray anareo amin’ny andro sy ora hafa ihany koa aho fa :
⚠️ “Strictement sur rendez-vous” 😉
📩 Inbox raha hamandrika fotoana ❤️
Ataovy coucou kely aloha nareo le ela vao hita reny 😁👋🏽
19/04/2026
Moment de détente avec 🥴🥰
Sady matory no afaka hidihidy
Afaka maka aina manasa loha aty fotsiny koa fa tsy voatery hanao brushing ihany
soin+massage crânien ♥️
25/03/2026
Araho hatrany ny pejy hafantaranao ny vaovao farany mahakasika ny tolotra misy ato aminay
------------------------------------------------------------------------
Afaka miditra MP ihany koa raha hamandrika daty hikarakaranay anao,
25/03/2026
Miarahaba daholo oh!👋
Efa ho avy izao ny fêtes des Pâques ka fandrio dien'izao ny fotoana🥳🎉 hikarakaranao volo sao tsy hahazo daty.
Antsoy ny 038 39 486 81📱 na mandefasa Mp
au service de votre beauté 😉😘
21/03/2026
Ahoanaaa !!! 😍😍😍
12/03/2026
✨ Ahoana indray ny fahitanareo ity AVANT – APRÈS ity? ✨
💇♀️ Coupe
🎨 Coloration
💆♀️ Soin
Ireo no fikarakarana natao taminy nahazoana izao vokatra izao
05/03/2026
💖 Asa vitako 💖
😊✨ Faly foana aho manampy anareo ho tsara sy hatoky tena. 💇♀️💕
🙏 Misaotra anareo mahatoky ahy hatrany. 🌟😍
💅✂️💫
(Tsy mandray olona aho am sabotsy sy alahady maraina izao. Miverina misokatra kosa ny alahady après midi)
📍 Antanetibe_Antehiroka
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
105
