Valer'SHOP
Vente des produits de beauté et vêtements
01/05/2026
Mask curly ❤️ Mp ze Liana
18/04/2026
🌸Hair removal spray 🌸
✓0389293364/ prix : 20 000ar
👉Spray manala volo hatramin'ny fakany
✓Natao hanongotana ny volo rehetra amin'ny vatana ( volom-bava, volomaso, volon-tarehy, volon-kelika, volon-tongotra, sns...)
✓Mora ampiasaina ary manongotra hatramin'ny fakan'ny volo fa tsy manapaka
✓2 à 3 semaines vao mitsiry indray ny volo
✓Mihamanify hatrany ny volo rehefa mitsiry
✓Manamandina ny hoditra ary manala tsikelikely ny mainty amin'ny helika
✓Tsy misy effet secondaire
Midira hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny
Manao livraison manerana ny Madagasikara
15/04/2026
09/04/2026
18/03/2026
Mp ze lina
11/03/2026
✨KAVINA/ BOUCLES D'OREILLES LAMAODY INOXYDABLE ✨
Te ho tsara tarehy manintona ve ianao ?
Jereo ireto kavina LAMAODY vaovao ireto 🩵
🩷 Chic
🩷 Léger Sady mampahazo aina
🩷 Parfait pour toutes occasions ( sortie, fête,cadeau)
Vidiny mirary
Midira MP avy hatrany raha mahaliana anao ny entana amidinay 'a miantso
☎️ 0389293364
Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra rehetra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
