Endriko MAHAY Mandrary

Endriko MAHAY Mandrary

Share

Asatan’ANTEMOTO iray manontolo da hohitanao ato; rahz Resaka Rary avao no hikoranina

22/05/2026

Akoriaby tsika ato Ragnandria 🤝

HOAN’NY ZAZA LATSAKA NY 12 TAOGNA:
Satroka + Ankazobe harefo da amin’i Vidiny 30 000 Ariary

HO ANY GN’OLONA EFA MBA NAHAZOHAZO TAOGNA KOZA DA:
Satropagnosy + Ankazobe harefo da amin’i Vidiny 35 000 Ariary.

Eto Antananarivo gny ahitana anay, Fa mandefa aminy Faritra avao koa seky.

ARAHO AVAO GNY PAGE RAGNANDRIA FA GNANAY DA MAMPATSIA GNY FOMBAN’NY ANTEMORO FA TSY MIJANONA ALINY VAROTRA AVAO🙏

21/05/2026

GNY BONJOUR( FAGNOTSAFANA) NY ANTEMORO, RAHA AO ANDRAGNOBE🤗

GNY TRAGNAMBO NO TSY MOMBA MANDEHA FA GNY FOMBA DA MOMBA MAMBA MANDEHA TOKOTRY ☺️

MANKASITRAKA AN’I PRÉSIDENT Baralahin Ambahive Ifotatra

14/05/2026

Akanjobe Harefo🫶🥰

13/05/2026
12/05/2026

Satropagnosy 🫶🥰🥰

11/05/2026

Commande sur Mp ☺️🙏

09/05/2026

Fody Lahimena, Mandrara homagny👊

08/05/2026

Mbola Zanak'Ambahive aby an’itoa Zalahy ☺️

Mafinaritra ☺️

07/05/2026

ZANAK’AMBAHIVE MITAMBATRA 🫶

Endriko MAHAY Mandrary

06/05/2026

AFINDRAFINDRAO NY ZAM Izay Tarinin’i PRÉSIDENT🤗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Avaratanana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00