Coin de Beauté

Coin de Beauté

Share

Epilation à domicile

04/08/2026

🔥 COUCOU LES FILLES !

Misy zava-baovao hoavy eto amin'ny pejy, ary izahay dia hanome crédit ho anareo! Zay mahafantatra azy oh🎁💖

✨ FISARIHANA SPÉCIALE amin'ity week-end ity 👑 Olona 3 no hahazo loka (crédit)

Aza miandry ela fa alaivo dieny izao ny rendez-vous ho an'ny épilation à domicile.
📞 Réservation: 034 94 753 66

💗 Manasa anao hizara ity publication ity sy hanaraka ny pejy mba tsy ho tara amin'ny surprise rehetra!

03/08/2026

Mp ou 0349475366

23/06/2026

🚌 FAMPAHAFANTARANA
Miala tsiny amin'ireo mpanjifa sy olona efa nifanao fotoana tamiko androany. Noho ny tsy fisian'ny fitateram-bahoaka (bus) dia tsy afaka manatanteraka ny asako sy ny rendez-vous voalahatra aho androany.

Misaotra amin'ny fahatakarana sy ny faharetanareo. Efa miverina miasa kosa izaho hoan'ny rampitso

🙏 Mankasitraka indrindra ny fahatakaranareo.
Misaotra tompoko. 🌷

28/05/2026

Bonjour, mbola disponible pour dimanche ity promotion fête de mère ity an, ny samedi kosa efa feno ka mankasitraka ireo efa naka rendez-vous

26/05/2026

👉Pack épilation 55000a

✨Pratique tsara hoanao tia anao épilation maillot na aisselles irery

💌Mp ary commande na 📞0349475366

23/05/2026

Eny mety samy manana toe-batana fa aza atao sakana tsy hikarakaranao ny tenanao ny lazan'olon-kafa
mp raha anao raha hiresadresaka
0349475366 kosa raha tonga de haka rendez -vous service épilation à domicile

22/05/2026

🌸 PROMOTION FÊTE DES MÈRES 🌸

Pour toute prestation d’épilation à partir de 20 000Ar 💖

➡️ Frais de déplacement GRATUIT

📌 Prise de rendez-vous obligatoire
🔸 Avance : 5 000Ar

🗓️ Offre valable pour les prestations du 30 et 31 Mai uniquement.

✨ Prenez vite votre rendez-vous avant que les places soient complètes.

02/05/2026

Bonsoir 🌙

Mbola ato daholo ve ianareo? 😊
Ho an’ireo izay tsy voaray tamin’ny herinandro lasa, efa vonona handray anareo indray izahay izao.

Mankasitraka indrindra ny fitokisana sy ny fandraisana anay hatramin’izay 🙏
Ary miala tsiny indrindra amin’ireo izay mety diso fanantenana.

Vaovao tsara: efa salama tsara ny mpitaiza, ka afaka mandray RDV ara-dalàna indray izahay izao. 💕

👉 Ho an’ny épilation à la cire na fanazavana fanampiny:
📞 Antsoy mivantana: 034 94 753 66
📅 Tsara raha maka RDV mialoha

Misaotra tompoko 🙏

13/04/2026

📢 Fampahafantarana ho an’ny client

Noho ireto antony manaraka ireto:
• Misy fotoana tsy afahanay mandray raha antso tampoka satria mitombo hatrany ny isan’ny client raisina, maro koa ireo efa liana amin’ny épilation à la cire

👉 Mangataka izahay mba haka rendez-vous 2 ka hatramin’ny 3 andro mialoha, arakaraka ny fotoana mahaafaka anao, mba hisorohana ny fahadisoam-panantenana.

👉 Raha sanatria tsy disponible izahay amin’ny fotoana ilainao, dia afaka maka RDV ho an’ny andro manaraka ianao.

👉Ary raha misy tsy fahafahanao tampoka dia milaza mialoha foana mba tsy animba programme

📩 Contact / RDV: MP na 034 94 753 66

NB: Ho an’ireo mila fotoana tampoka, aza misalasala miantso foana 😊 Raisinay ihany raha mbola misy toerana malalaka amin’io andro io.

Photos from Coin de Beauté's post 10/04/2026

coucou daholo❤️
aiza no mety ilay misy manao sa ilay manao irery?

✨Fa zay mivarotra kit épilation raha ilay anao irery mety

✨Fa afaka maka rdv ato ihany koa raha ilay misy mpanao tianareo

Mp ary commande raha hividy cire na haka rendez-vous @ épilation

🌷Cire chaude ilay ato an

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivu?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivu