Chez Mie
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Mie, Health/Beauty, Ambohimangakely, Antananarivu.
02/08/2025
Bonjour daoly nareo ato❤️
Minoa ahy ianareo fa natao ho anareo ty hafatra sy fampaherezana kely alefako eto androany ity🙏
Mety misy amintsika any mandalo ady sy olana goavana fa aza adino fa kely izany noho ilay Andriamanitra tia antsika🥺😘🥰
Tres bonne journee daholo an😘
Manonona ny fitahin'Jesosy amintsika rehetra tompoko🙏🙏
hotahiana mihoatra daoly anie isika amty sabotsy ity❤️😘😘
Bonjour daoly o😘
Efa ho avy ilay lalaontsika fa araho tsy tapaka ny pejy anh😍😘❤️
tres bonne journee daholo an😘🥰😍
28/07/2025
Bonsoir daoly
an'ankizy ndray ty papa sy maman anh😍😘
tsara loatra reto❤️
jord 23 pointure 21 hatramin'ny 35 no dispo anh
ao am coms ao misy couleur hafa
mp na 0342199228
manao livraison n'aiza n'aiza zahay anh
natao promotion ty amzao fa aza tara anh
Ao daoly ve nareo😊
maninona moa raha asiantsika jeux kely azahoana kiraro ray ho an'izay tsara vintana e?
sa aona ozy nareo🥰😍
asio coms ato ze vonona de refa maro nareo no vonona de atombotsika ny lalao❤️😘
22/07/2025
Ity indray ny arrivage tsika vaovao a
Adidas campus🥰❤️
ity tena tsara kely e?
pointure 36 a 39 ndray no dispo
prix en promotion fona ato aminay
55000ar fotsiny
mp raha mahaliana na afaka miantso 0342199228
manao livraison tana sy faritra fona zay anh
19/07/2025
Ity indray ny tn tout blanc
pt 39 a 43 iany no dispo amty
prix 65000ar
ny qualite aleo ny sary no iteny
mp fona
manao livraison hatrany eto Mada
16/07/2025
Bonjour daoly❤️
Aza adino ny misaotra an'Andriamanitra noho ny amin'ity maraina vaovao nomeny atsika ity ndray anh🥰
Aza adino koa ny mametraka ny tontolo androtsika eo ampelatanany alohan'ny hivoaka ny trano satria tsy hain-tsika izay mety hiseho any ivelany any
Fa ity aloha misy tenin'Andriamanitra ho zaraiko amitsika androany😘😍
Matio 6:33 ""fa katsaho aloha n'y fanjakany sy ny fahamarinany dia hanampy anareo izany rehetra izany""
Je vous souhaite une tres belle journee❤️❤️❤️
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Æzel Boy, Hasina Onéria, C'est Angelo's, Tsiky Lahatra, Col'ette Savea, Mialy Ran Fi, Mãnövãsöå Rän, Ismaelah Randriamiarisoa, Patrice Mionja, Manda Ny Aïna, Sahoby RM, Mbola M'sera Volafotsy, Orlane Razafy, Rîndrä Rv, RH Dinah, Zay Wear, Chantal Rasoavola, Miinù Mînõ, Carinne Randriampitiavana, Jessica Rasoamahenina, Safidy Fanomezana, Tsi Ky, Mamitiana Manoo
14/07/2025
Ty ry reto efa tena kely sisa no dispo amty nefa lay tena tinareo be🥹🥹
new balance 530
amle qualite tena tsara be ity ho anareo mitady zavatra tsara
pt 39 a 44 sisa no dispo
prix ato aminay efa atao promotion fona anieee❤️
Araraoty fa ny tsara mandalo iany anh
mp fona na 0342199228
oui manao livraison zahay ary mandefa any am faritra koa
11/07/2025
Ity teny ity no anisan'ny tenin'Andriamanitra mampijoro ahy fona🥰😘❣
Ny anareo mba inona?
Ndao mba hifampizara tenin'Andriamanitra tsika hifampaherezana e😍😍🥰😘🙏🏻
Ataovy ao am coms ao ko ny anareo ho hitan'ny hafa😘🙏🏻
Tahin Jesosy tompoko
11/07/2025
Alefa en promotion koa ty amzao satria dia natao 60000ar fotsn 🤤🤤
Oui 60000ar fotsiny
Air jord4 pt 36 a 44 no dispo
Misy couleur maro hisafidianana amty anh
Misy couleur andehilahy sy ambehivavy😍😍😍
Manao livraison fona zahay ary mandefa any
Fidio zay tina de mp na 0342199228
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivu
