Kantu&Mevah

Kantu&Mevah

Share

Ny voninkazo sy ny tontolony

Photos from Kantu&Mevah's post 18/08/2025

Alefa daholo ireo.
1 000 ar 2 000 ar 3 000 ar 4 000 ar 8 000 ar 10 000 ar Ary 20 000 ar
Misy raviny efa maniry koa n'y sasany amin'ireo. Ts Manin atao 300 ar na firy tête na firy tête

Photos from Kantu&Mevah's post 30/07/2025

Mifleurrir daholo ry PG

Photos from Kantu&Mevah's post 29/06/2025

Jejo ery.

Photos from Kantu&Mevah's post 11/06/2025

Manomboka mivoaka n'y loko ❤️❤️

Photos from Kantu&Mevah's post 11/06/2025

Mamy Kely le otr'izao. Nahazoana azy Walt tsotra fa n'y niandohany variegata, dia rehefa niteraka dia niverina variegata n'y zanany

Photos from Kantu&Mevah's post 04/06/2025

Nisy tsianjerina zazakely notezaina zay tadidiko foana.
"Vao maraina vao mifoha
Dia sakafo ny ao an-doha
Vao maraina avy mibosy
Dia sakafo ny ao am-posy
Mivavaka zoky
Lanin'i zandry ny ovy"
Any zay Vatsy zay e! ❤️❤️❤️❤️

Fa izaho kosa manao hoe :
"Vao maraina vao mifoha
Dia voninkazo ny ao an-doha
Rehefa misy mikozikozy
Dia lasa aho manondraka raozy
Vao mitilitily tambajotra serasera
Avy dia te hividy mbola bonera
Ny eo tsy misy asiana azy intsony
Ny eo ampiana Ihany fa mora hono
😃😃😃😃
Anontanio izay tinao fa misy amidy ireo an. Manomboka @ 5000 ar

03/06/2025

Black prince 30 000 ar

Photos from Kantu&Mevah's post 03/06/2025

Titubans variegata. Efa tapataona mahery angamba izy ito, tamin'izy VAO azo kely2 dia nisy zanany, nafindran'ikala pelika izy dia tsy hita ny nalehan'ilay zanany 😀😀. Nisolo tao Ihany ❤️❤️

Photos from Kantu&Mevah's post 03/06/2025

Mai 2024 mbola bouture no nahazoako azy.
Valentine. Decora blood maria Laeticia variegata. Ilay l

03/06/2025

Lalacina manjakeliko. Ny ahy n'y vont kazo rehefa tsy foiko ho ngeza na afapo @ habeny aho dia ataoko @ pot tany amzay.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivu?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ampandrana
Antananarivu