Latie mode
Ny fahasoavan'andriamanitra no nahatohizao ahy��
Tsarovy zao
Misy fotoana ianao reraka
Misy fotoana ianao kivy
Misy fotoana ianao tsy te iasa saina iantsony
Misy fotoana ianao te anary toky
Misy fotoana ianao malaelo
Aza adino anefa fa mbola manana an ilay pahary ianao tsy izy izany fa ilay Andriamanitra Ray tsitoha
Izy ilay tsy mba mandao
Izy ilay Tia anao
Izy ilay makahery anao
Izy ilay be famindrampo
Zavatra rehetra rehefa ankininao aminy tsy misy tsy vitany zany na atram kely indrindra zany na atram lehibe indrindra
Ko matoky an Andriamanitra ianao de ho lavorary izahay kasainao
Mitody ianao aminy ary ampetrao eo ambany fifehezany ny fiainanao.
Tiavo izy am fo nao manontolo
Dera sy voninahitra anie de ho anao irery iany tomponay oouh 🙏🙏🙏🙏
Ry malagasy
Mieritrereta am fiainana ho àvy
Fa Sao lany andro am zavatra fotsin
Dinio de ny izao momba ny ho àvy
Fa aza varina aminy mandalo fotsin
Eritreto izao iainanao zao
Maty ny jiro ny rano tsy misy
Tena efa miaina anaty krizy
Mila mandinika tsika ry gasy
Fa aza varina am ilay balahoasy
Omeny ny toky de iny tsika nino
Aza adino fa tsika Tsy adala
Raiso ny andraikitra de andao iarahetana
Anova famindra ka Tsy lavo lefona
Mafy ny fiainana ka andao iara hitraka
Anova famindra de miaraka tafa
RA isika no miray saina
Aza adino f ts mis intsony ny taraina
Miara mitondra kely ananany
De hizara soa mba any iadanana
NY tiko ho ambara ry se de izao
Aza varina am mpetraka fotsin
Fa mandraisa andraikitra
De andao ifanasoa
Miara mietana anatsara ny tany
F ts lany andro ifanedrika atrany
Iray fo Iray saina ny gasy
Eritreto fa iova ny tany
Hifanampy mba hiala am zao
Fa mafy ilay fiainana iainatsika zao
Ka raiso ny angady de andao iara iasa
Ialana am ilay oe ts anasa
Miara mirona hiaraka mandroso
De very eo ilay fahatrana diso miroso.
Stop🚫⛔FAHATRANA✋✋
DÉDICACE KELY
Latie mode
Aza adino m'abonne Page ra mahalina anao ☺️☺️☺️
11/09/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivu
