MANDA Mamiratra
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MANDA Mamiratra, Health/Beauty, 0347627192, Antananarivu.
28/12/2025
🚨 ARETIN’NY VOA : Mitandrema ! 🚨
💧 EAUX FLORAL – Sirop spécial
💰 Prix : 35 000 Ar
📞 Tél. 034 55 319 19
🩺 Fantatrao ve ny anjara asan’ny VOA (Reins)?
Izy no manadio ny rà sy manaisotra loto ao amin’ny vatana.
Raha simba dia mety hiteraka :
❌ Reraka tsy misy antony mazava
❌ Fivontosana, fitohanana rano
❌ Fanaintainana lamosina ambany
❌ Urine miova loko na manitra ratsy
🌿 Antony mahatonga ny aretin’ny voa :
Fisotroana rano kely
Sakafo masira sy menaka be
Fanafody ampiasaina tsy voalanjalanja
Toaka sy sigara be loatra
💡 Torohevitra manampy :
✅ Misotroa rano betsaka isan’andro
✅ Mihinàna voankazo sy legioma manadio
✅ Fadio ny sira sy toaka
✅ Ampiasao traitement naturel hanadio sy hanamafy ny voa
🌿 BIO MANDA dia manolotra vokatra voajanahary sy torohevitra manampy anao hiaro ny fahasalaman’ny voa !
💧 Tandremo ny voa = Voaaro ny aina !
👉 Zarao amin’ny havana sy namana — Aza miandry ho marary vao manitsy fiainana ! 💪✨
---
🥰 Hey hey !
Fantatrao ve fa ato amin’ny BIO MANDA dia misy produits naturels maro ho an’ny fahasalamana sy fiahiana manokana :
✅ Hémoroïdes
✅ Valahana sy lamosina
✅ Nerfs sciatique
✅ Prostate
✅ Reins
✅ Olana ho an’ny lehilahy : faiblesse, impuissance, éjaculation précoce, sns.
📦 Livraison :
🚗 TANA ville
📬 Alefa koa any faritany !
📲 Aza misalasala ! Manorata hafatra, vonona izahay hanampy anao ! 🌿
29/10/2025
🚨 ARETIN’NY VOA : Mitandrema ! 🚨
💧 EAUX FLORAL – Sirop spécial
💰 35 000 Ar | 📞 034 55 319 19
😣 Soritr’aretina :
– Reraka tsy mazava antony
– Fanaintainana lamosina
– Urine miova loko
– Voa mivonto
👉 Antony : rano kely, sakafo masira, toaka & sigara be loatra.
✅ Vahaolana : misotro rano betsaka, mihinàna voankazo, ary ampiasao traitement naturel BIO MANDA hanadio ny voa !
💧 Tandremo ny voa = Voaaro ny aina !
🚗 Livraison TANA & faritany
29/10/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivu
