Fitsaboina madio - Thera
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitsaboina madio - Thera, Health/Beauty, 0345531919, Antananarivu.
19/04/2026
🚨 ARETIN’NY VOA : Mitandrema ! 🚨
💧 EAUX FLORAL – Sirop spécial
đź’° Prix : 35 000 Ar
📞 Tél. 034 55 319 19
🩺 Fantatrao ve ny anjara asan’ny VOA (Reins)?
Izy no manadio ny rà sy manaisotra loto ao amin’ny vatana.
Raha simba dia mety hiteraka :
❌ Reraka tsy misy antony mazava
❌ Fivontosana, fitohanana rano
❌ Fanaintainana lamosina ambany
❌ Urine miova loko na manitra ratsy
🌿 Antony mahatonga ny aretin’ny voa :
Fisotroana rano kely
Sakafo masira sy menaka be
Fanafody ampiasaina tsy voalanjalanja
Toaka sy sigara be loatra
đź’ˇ Torohevitra manampy :
✅ Misotroa rano betsaka isan’andro
âś… MihinĂ na voankazo sy legioma manadio
âś… Fadio ny sira sy toaka
âś… Ampiasao traitement naturel hanadio sy hanamafy ny voa
🌿 BIO MANDA dia manolotra vokatra voajanahary sy torohevitra manampy anao hiaro ny fahasalaman’ny voa !
đź’§ Tandremo ny voa = Voaaro ny aina !
👉 Zarao amin’ny havana sy namana — Aza miandry ho marary vao manitsy fiainana ! 💪✨
---
🥰 Hey hey !
Fantatrao ve fa ato amin’ny BIO MANDA dia misy produits naturels maro ho an’ny fahasalamana sy fiahiana manokana :
✅ Hémoroïdes
âś… Valahana sy lamosina
âś… Nerfs sciatique
âś… Prostate
âś… Reins
✅ Olana ho an’ny lehilahy : faiblesse, impuissance, éjaculation précoce, sns.
📦 Livraison :
đźš— TANA ville
📬 Alefa koa any faritany !
📲 Aza misalasala ! Manorata hafatra, vonona izahay hanampy anao ! 🌿
16/11/2025
💚🌿 FITSABOANA REINS / VOA – VITA AMIN’NY ZAVAMANIRY NATORALY 🌿💚
💧 Eaux floréal : 35 000 Ar
📞 Tél : 038 55 319 19
---
⚠️ Maro no maty vokatry ny aretin'ny VOA satria sarotra tsaboina raha tsy voatsabo haingana. Ny fitsaboana amin’ny dingana farany (dialyse) dia lafo be.
✅ Soritr’aretina mahazatra
Kely ny pipy
Mivonto ny tongotra (Feno rano)
Sepotra
Reraka
Maloiloy matetika
Marary eo am-tratra
Mifanintona
Tsy mahatsiaro tena
⚡ Antony mahatonga azy
Tosi-dra ambony
Diabete
Aretin'ny fo
Fivaingana'ny rĂ amin'ny lalan-drĂ
Miha mahia
Reaction Allergie
Infection
Aretin'ny aty
Aretin'ny prostate
Atetin'ny tsinay / vessie
Calcul renal
---
🌿 Vokatra natoraly 100%
Vita amin’ny zavamaniry
Tsy mila mandany vola be
Vetivety mahita vokany
Tsy misy effet secondaire
📌 Aza avela handalo ny soritr’aretina – Miantsoa izao raha mila torohevitra natoraly!
16/11/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivu
