ML Beauty
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ML Beauty, Health/Beauty, Itaosy cité Andranonahoatra, Antananarivu.
She Believed She Could so She Did 🍯🫶😻
Onglerie 💅
Soin pédicure, manucure
Brushing
Make up
Massage
Épilation
Ouvert du Lundi au Samedi
Itaosy Andranonahoatra ampitany karana mpiavarotra kilalao ❤️❤️
27/06/2026
Coucou daholo n'y manjakely 😻
Vive les vacances 🥰🫶 mahafatifaty e ? Ndao hiaraka hanao hoho tonga lafatra otrizao hiaraka aminay dia mamy bee vacances andri ry chérie kely e 🥹🤣💗 fotoanany mihitsy izao an ka araraoty ary fa prix mirary hatrany no atolotra am- pitiavana be 😘
Itaosy andranonahoatra ampitany karana mpivarotra kilalao 😊
16/06/2026
coucou manjakely ❤️
misaotra fona mahatoky anay 😍 noho ny fahafaham-po atolotrareo anay dia omenay prix miavaka ianareo promotion 26juin .....
Pose faux ongles+2 déco 10.000ar
Gainage 15.000ar
Extension gel sur demi capsule 25.000ar
pose Américaine 20.000ar
manucure+pédicure+ pose vernis pied + pose vernis main 40.000ar
Manantena sy miandry anareo hatrany , bisou 😘
10/06/2026
Coucou les filles 💗
10.000ar ny pose Faux ongles avec 2 déco par doigt
Pédicure 15.000ar
Manucure 8.000ar
Pose vernis permanent 8.000ar
miandry anareo fona akia zay manjakely an ❤️
Itaosy andranonahoatra ampitany mpivarotra kilalao 😊
23/05/2026
Mbola miandry any akia zahay manjakely an 🥺❤️
Pose Faux ongles 10.000ar hatrany 💖💖
Itaosy andranonahoatra ampitany mpivarotra kilalao 😊
23/05/2026
Coucou les filles 💗
Miandry anareo izahay an 🥰🥰
Araraoty ary fa samedi de Pentecôte anie androany e 😅 dia mirary tontolo Andro mahafinaritra ho anareo rehetra izahay an 💕💕
Itaosy andranonahoatra ampitany mpivarotra kilalao 😊
15/05/2026
Coucou les filles 💗
Promotion coloration+ brushing : 60.000ar oui 60.000ar fotsiny ho an'ny volo ohatrin'izao ihany an 😍😍
Afa po ianao mivoaka ato aminay❤️❤️
Itaosy andranonahoatra ampitany mpivarotra kilalao 😊
04/05/2026
Coucou manjakely 😻
Ndao isika hiaraka anao jeux Kely Sady mizara tsiky 💕
Izay tsara vintana dia mahazo goûter 10.000ar
Conditions
Inona ary lokon'io vernis io ?
Mentionneo namana 5 hi- abonné page tsika sy teneno izy hoe ndao hilalao
Partageo aminy groupe izay misy anao ity publication ity ☺️🥰
Amin'ny Vendredi valiny lalao an 😘😘 mazotoa daholo rankizy an
📍Tsy ekena ny compte fake
02/05/2026
Merci à vous d’être venus si nombreux. Nous, l’équipe ML Beauty Itaosy Andranonahoatra, sommes très heureux, satisfaits et reconnaissants de votre confiance et de votre soutien constant.
Nous sommes vraiment ravis de vous avoir comme nombreux clients. Merci beaucoup et nous souhaitons à chacun d’entre vous d’atteindre ses objectifs et ses rêves.💗🥰😍💕
22/04/2026
Coucou manjakely 😻💗 tsaytsay zany volo mamy be sy hoho eh 💖
Izay mbola tsy manjakely tongava manao manjakely 😻 am- pitiavana be foana ❤️
Aza misalasala manantona anay an 🥺 🥺
Itaosy andranonahoatra ampitany mpivarotra kilalao 😊
18/04/2026
Coucou manjakely 😻
Mafana Ilay Andro ee ? Ndao isika hanala volovolo manelingelina aminy vantana 😍
Épilation sourcils : 2.000ar
Duvet : 2.000ar
Jambe entière : 15.000ar
Demi- jambe : 10.000ar
Maillot : 20.000ar
Miandry anareo hanao manjakely ary izahay an 🥰🥰
Itaosy andranonahoatra ampitany mpivarotra kilalao 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivu
ITAOSY
