Gar2 offisial

Gar2 offisial

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gar2 offisial, Health/Beauty, 0348337896, Antananarivu.

17/06/2026

Solotena ny mpitolona tsy miova tsy mivadika fa vonona NY anandratra atrongolika avadika fa osoka

18/05/2026
15/04/2026

Omeko fanajana reo manavotra takalonaina apelatanany Satana omeko fanajana na frista na rix eo ambony tastara ao amponao ny alitara anaovana ny sorona voaray ny lay nahary , vatanao no tempoly tandrovy ary dia diovy fa tsisy afaka amonjy anao na zovy zanakondry meteza enao anova fitiavana lay ozona

15/04/2026

Someso ho an’i S 📩

14/04/2026

301

03/04/2026

Fa maninona ianareo no tia an'itony jaune,vert,rouge itony e?🙄💛💚❤️


Efa hatramin'izay izahay ato an-trano no notezain'i dadah tamin'ny kolontsaina rasta , na Malagasy aza izahay dia mila miaina ny kolontsaina Rasta 💛💚❤️. Tsy lamaody na haingo fotsiny izy io, fa mariky ny finoana, fanantenana, sy hafatra ara-panahy lalina.

💛Ny jaune dia mampahatsiahy ny hazavana sy fanantenana omen’i Jah,(Zanahary)
💚Ny vert dia fifandraisana amin’ny natiora 🌿, ary ❤️Ny rouge dia fahatsiarovana ny tolona sy sorona nataon’ireo razana mba hahafahantsika miaina am-pahafahana ankehitriny.

Ny kolontsaina Rasta koa dia mampianatra antsika hanadio ny fontsika, hiaina am-pahatsorana sy fahamarinana, ary hiezaka hanorina fiaraha-monina feno fitiavana sy fihavanana. Tsy ny bika ivelany no mamaritra hoe r Rasta, fa ny toe-panahy sy fahadiovan-tsaina ao anatiny.Fitiavana (love), fihavanana (unity), fanajana ny hafa ary fahalalahana ara-panahy ✊🏾
Marina fa misy olona mitondra jaune vert rouge nefa tsy manaraka ny tena soatoavina raketiny, saingy tsy tokony hanamaivanana ny hasin’ny kolontsaina izany. Ny tsara azo raisina sy ampiharina, ny ratsy avela.(samy manana ny safidiny)

One Love • One Heart • Guided by Jah 🙏

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivu?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

0348337896
Antananarivu