Aina massage

Aina massage

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina massage, Massage service, Antohomadinika.

Photos from Aina massage's post 17/11/2024

🌸MIARAHABA TOMPOKO
👉Ho anao izay reraka ny rotoroto sy ny asa andavan' andro dia ato aminay ny vahaolana
Izahay ato @ aina massage dia manao massage izay ilainao @ sarany mora ary zakan'ny rehetra
💥Koa raha mahalinanao de aza misalasala ary manantona eny
✨Toerana : Antohomadinika, ao ambadiky ny arrêt mahintsy
🟠Na koa miantsoa ny laharana : 0381719727

🌸Izahay dia makasitraka sahady anareo izay nisafidy ary vonona ny anome fahafahampo NY client hatrany
🙋Misaotra betsaka tompoko

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antohomadinika?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antohomadinika